Sport Vaovao sy Ramalagasy

1. ikaretsaka ( 17/03/2004 10:21)
Betsaka ny sport izay tsy dia malaza sy/na tsy be mpanao loatra loatra any Madagasikara. Betsaka koa anefa anefa ny Gasy mahita sy manandrana ireny rehefa tonga any @ tany hitadiavany ravin'ahitra rehetra any ary maro no lasa mahay sy tena havavana amin'izy ireny, ohatra hoe, baseball, football americain/australien, planche a voile, ski, rodeo, hockey, sns..Dia mipetraka ny fanontaniana hoe azo atao ve ny mampiditra sy mankalaza ireny any Dago? rehefa tsy handeha ihany ireo sport sasany andrandraintsika toy ny foot ohatra
novalian'i kitjo ny 14/04/2004 08:52
2. donemaskit ( 17/03/2004 18:02)
lé ski ngamba tsy mety ; hafa tsy hoe ski nautique nga. Ny hisokafan'zany patinnoire zany koa zao no manja mints. Sosy bé aloha e, fa tsy manin.

Za miteny fa tsara mihitsy ny hidiran'ireny sports ireny any amintsika fa mampalahelo lé tanora raha tsy foot dia basket dia ringiby...
3. aladin ( 17/03/2004 18:41)
mety milay alou e!mba zava-baovao kou!ny surf kou 'zao no vô misandratra any atsimo any.fa ho an'ny ety ampovoan-tany de ny kilalao mahazatra ihany no avadibadika e!
4. ikaretsaka ( 17/03/2004 19:49)
ohatra hoe matinoire ange fa roller ohatra dia tartan ny gorodona e
5. xxx ( 19/03/2004 15:04)
Ilay izy anie ry Karetsaka dia mba samy te-hilalao daholo, ihany fa ny atoraka mihintsy no tena mahatonga anay hijanona @ baolina taolana eh.
Tsy ilay tena mahay ny taranja no milalao fa izay tiana ampilalaovina fotsiny.
Tongava soa rangahy fa tohanana an
6. kitjo ( 21/03/2004 09:32)
hhmmm,roller? za mba hanao na dia le mitsingidina fts aza,
patinoir aloha ra ohatran'ny aty Singa azo atao tsara fa ny volan JIRAMA ngamba no mety ho loza,kanefa asina fidirana e
7. xxx ( 21/03/2004 13:31)
Softball izao no misy ato Ramaso an. Eny Betongolo no anaovana azy isaky ny sabotsy maraina. Tongava fa misy ekipa japoney tena matanjaka be izay ao.
Mila anao ny bandy eh
8. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:57)
interessant iznay.. fa ny softball ts'isy pitcher fa atsipy ohatran'ny boules ny baolina ko ko.. nefa ilay manisy effets @ pitch no tena maha baseball an'ny baseball ko
9. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:01)
ja tsy patins a glace anie ry kitjo fa roller e.. fa ny gorodona no atao ohatran;ilay tartan fanaovana 100 m ery alarobia ireny... dia tsa mba mararay rehefa sanatria mianjera
10. donemaskit ( 22/03/2004 09:03)
milay koa raha asiana skate parks ny tanàna ; tsisy azo hanaovana azy mints koa tsin any, sady mampisy ambiance e ! sa aôna ?
11. kitjo ( 22/03/2004 13:53)
ikaretsaka> k ny skate park ange asina e,d patinoir oh le snow city@ patins a glace koa azo atao.
12. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:35)
fa ny facturen
'ny jirama @ izay koa no grave be... think ptactical kle
13. donemaskit ( 22/03/2004 18:02)
azo atao io ka :

>zay mahatakatra ambonimbony ihany no manao (tsy maintsy zay fa lafo koa!)

>tsy sokafana mandavan-taona lé izy fa asiana saison e, comme le ski !
14. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:46)
dia tsy mety any dago izay satria ny any alaina @ arak'isa ny vola fa tsy @ fahefa-mividy raha te hahazo vola ialahy.
Raha manana business any ialahy dia aleo manao tsotsotra ohatra hoebillets 10 000 fa olona 1000 no manao
toy izay 100 000 nefa olona 50 tsy garanti!

15. donemaskit ( 28/03/2004 11:48)
10 000 ny 1h, ao zany ka.
16. kitjo ( 28/03/2004 17:02)
aiza kosa d 100000 fa oh ny an done io oe 10 000/h ohatra,
ao dago aza ange ra zvt mbola tsy vulgaire oh zany aleo manao zvt tena tsara d lafo2 amzay koa tsy mora simba fa misy client cible fixe amzay
fa refa tena zatra amzay ny olona efa mandeha ny buzn d afak hitarina d hita eo amzay

amzay misy ny mpanandrana fts d misy ny client efa sur fa raikitra
17. ikaretsaka ( 29/03/2004 17:29)
marina io.. iza no hanao partenariat ary e?
18. xxx ( 29/03/2004 17:45)
Ny masikita aza rakoto misy roapolo ariary mbola nisy olona tsy nihinana koa izay spaoro ve. Fa betska koa aloha irony tiatia zavatra irony. Mety hahao kil ihany ianareo. Fa tongava fa aza misitrika any eh
19. kitjo ( 31/03/2004 11:50)
mmhhh,interessant k
tsy misitrika xxxx fa mbola mandamindresaka
20. ikaretsaka ( 01/04/2004 05:43)
marina letsy izany rytsilan an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1694