tohizo ny anarana

1. aladin ( 16/03/2004 13:55)
somary sorotsarotra kely ihany izy ity fanefa tena mampivanitika an.
anaran'olona no ampiana kely de 'zay e!
ohatra: FANJA -> FANJAitra

tandremo fotsiny maka lagy izay voatonona an.

FIJO ->FIJOkojokoana hihihihihi!
novalian'i kitjo ny 25/05/2004 15:57
2. aladin ( 16/03/2004 14:10)
fijorojoroana mantsy no tena izy e!
3. ikaretsaka ( 16/03/2004 14:17)
ALADINAmin'ny tany
4. aladin ( 16/03/2004 15:29)
kai kosa! hihihi hahaha houhouhou.
iny ndray no tsy hitako;
5. kitjo ( 18/03/2004 14:45)
hahha, za mahalala fa atao aty aloha no ampina fa tsy any aoriana, anontanio an ikaretsaka,loollll
6. 2689 ( 18/03/2004 19:35)
KITJOn'ity

Mifona fa sarobabay io, ze voa mangina.
7. isrine ( 18/03/2004 20:28)
akory aby!
HERY, lasa hoe HERYsetra
8. jhouhlambout ( 18/03/2004 11:19)
2689 sy ny XXVIIèSiècle
9. lanto ( 18/03/2004 18:37)
ikaretsaka raha tovonana dia lasa fiarakaretsaka
10. ikaretsaka ( 19/03/2004 09:30)
raha atao tsofoka ny hoe lanto dia lasa hoe pLANTOn
11. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:34)
o ry kitjo an..an moramora ka
12. kally ( 19/03/2004 14:11)
Jhoulahmbout lasa hoe Jhoulahmbokotra.
13. kitjo ( 19/03/2004 19:25)
Kally lasa oe kalikaliana sa ?
14. jhouhlambout ( 19/03/2004 19:47)
na koa:
ikallyana, mikally, a....(censuré)
15. aladin ( 20/03/2004 20:41)
RAPA lasa hoe RAPApelika
16. lanto ( 20/03/2004 09:57)
taiza no nahalalan'i ikaretsaka hoe planton zah ?
ralay---> ralainga
betty----> bettizy

17. kitjo ( 20/03/2004 15:53)
hery=====.herikerika
18. kitjo ( 21/03/2004 09:19)
ramaso----(ra)masomboly,ihihhi
19. aladin ( 22/03/2004 16:28)
ary raha hoe tsaRAMASO?
20. kitjo ( 22/03/2004 13:38)
izy koi io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1999