indicatif fôsika @ tél

1. hendry ( 15/03/2004 17:52)
Zaho ry reto dia anisan´ny victime @ ity indicatif fôsika @ tél aty ivelany ity a. Nisy offre d´emploi t@ gazety dia mba kinga ery ny tena namaly satria mba te hahazo asa. Nony niantso aho nefa dia nasaina niandry vetivety, niandry ka niandry, hay izy ity ka irony fitadiavam-bola @ phone irony. Ohatrinona hoy nareo ny minute? 1.85 euro. Asa na firy minitra aho no niandry vasoka teo vao tonga saina hoe: tena vendrana.
2. hendry ( 15/03/2004 17:54)
Vao en réseau enao dia avelan-dry zareo en ligne eo ny phone ary tsy hisy hiverina intsony eo fa eo enao sy ny lambanao.
Arakaraky ny hisian´ny olona be miantso hono no ahazoan´ny olona mpanao tony afera tony pourcentage @ ilay agence. Tena mafia tsotra zao. Ny aza mba voany ihany.
3. hendry ( 17/03/2004 15:53)
ka dia hikaroka annuaire foana zany vao hi-phone a?
4. jhouhlambout ( 17/03/2004 17:58)
Rehefa tsy mandry ny saina...
dé zay sisa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2878