Fihaonana.

1. nananie ( 12/03/2004 15:03)
Ary hono woa, mba nihaona ihany ve isika taty am-pita e?Dia taiza?Mbola misy miheritreritra ny hihaona ?
novalian'i ralay ny 02/04/2004 04:23
2. xxx ( 12/03/2004 17:36)
ie any @ rns @ paka kannn ndao ho any é! tongava é!
3. kitjo ( 14/03/2004 17:33)
mihaona eto @ forum,hiihhihi
4. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:36)
hafa indray iny
5. fijo ( 19/03/2004 10:25)
any amin'ny RNS ny 10 sy 11 avril
6. nananie ( 26/03/2004 12:16)
Aiza moa izy io?Vichy zany ve?Dia ho avy daholo zany nareo?
7. ralay ( 27/03/2004 19:04)
Salut nananie
Vichy dia any ahaikin'i Clermont Ferrand departement du Pui de Dôme. Fa i nananie aiza kay?
Tongava ianao fa ny rehetra dia tsy tsy afaka milaza izahay na ho avy na tsia.
Manatena anao zany
8. nananie ( 27/03/2004 19:42)
Salut Ralay!

Za vao omaly mintsy no nahita hoe kay @ 10 sy 11 le izy kou! Za @ io efa misy progany.Paska tsinona io kou!
Dommazy fa @ manaraka ndray zany kou!
Ataovy maresy reto ny namana a!
9. angie ( 30/03/2004 09:11)
Tena mahasosotra mihintsy koa ilay organisation fa atao ç paka foana, tsy misy hifandraisany @ fety relijiozy ange io ka tokony mba sarahana e. Zahay zao tsy afaka @ io nefa ho any France ihany zahay @ mardi de Paques. Akory atao??? Dia mahazotoa daholo zany any e!
10. ralay ( 02/04/2004 04:22)
salut angie
Tsy ny organisation no masosotra raha tsy afaka ianao fa dieny izao dia efa mivonona ho @ paka @ heritaona indray e! courage fa aza kivy amin'izany efa handeha ho any frantsa ihany izany ianao kou. Bon voyage e
11. ralay ( 02/04/2004 04:23)
salut angie
Tsy ny organisation no masosotra raha tsy afaka ianao fa dieny izao dia efa mivonona ho @ paka @ heritaona indray e! courage fa aza kivy amin'izany efa handeha ho any frantsa ihany izany ianao kou. Bon voyage e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1536