???

1. nananie ( 12/03/2004 14:19)
11 septembre ( USA) = 11 mars (Espagne)????
2. samoina ( 13/03/2004 20:48)
= 11 février ( Madagascar ) ?????
3. kitjo ( 13/03/2004 11:08)
madagascar(cyclone)
4. jhouhlambout ( 13/03/2004 20:11)
Samy attentats ireo, fa ny USA sy Espagne dé olona(Mitovy groupe @ Oussama) no nanao azy, fa ny momba an'i Mada dé ny nature!!!
5. kally ( 13/03/2004 12:17)
Sady ny 11Mars no fotoana nifampiraharahan'i Blair sy Bush ary Aznar.Maninona anefa ny fitondram-panjakana no tsy mety manaiky fa Al Qaïda nefa zareo aza efa mitonona?Matahotra arabo?
6. jhouhlambout ( 13/03/2004 18:52)
Matahotra mihintsy kou!
Eritrereto hoe mety asian-dry zalahy bombe any @ égouts, dia tena panique be izany!!(tsy milamina isony ny sain-dry zareo)
7. kally ( 14/03/2004 16:52)
Ka angaha vahaolana ny tahotra e!vao maika aza hitan'ny arabo fa misolelaka aminy ny eropeanina dia vao maika izy manjakazaka.
8. jhouhlambout ( 14/03/2004 11:30)
Ka arakaraky ny enjehina ry zareo no mampanjaka ny terreur é!
9. kitjo ( 14/03/2004 17:07)
misy politika ko ao e
10. nananie ( 15/03/2004 14:31)
Fa na izany aza mampatahotra e! Efa lamôdy angamba ny resaka attaque de trains.Vao ôvina le resaka train sy AZF teto iny, dia zao any Espagne no voa grave @io resaka io.Tamin'ny herintaona, tany Tchèque koa nisy zavatra nitovy amin'io. Mampiheritreritra zala e!
11. nananie ( 16/03/2004 10:58)
Efa ho farandro e!
12. jhouhlambout ( 16/03/2004 18:16)
aza miteniteny foana e!
13. ikaretsaka ( 17/03/2004 11:28)
miteniteny foana koa i nanaie
14. kitjo ( 17/03/2004 11:23)
aoka re ry nananie an,
fa marina iany marin atkou nge znay fa t@ Jesosy mbola teo no efa niteny izy oe akaiky e
15. jhouhlambout ( 17/03/2004 13:46)
Ho avy toy ny mpangalatra Izy,
donc tsy fantatra mazava hoe raoviana.
16. nananie ( 17/03/2004 15:44)
Ka efa hoe zany tsy fantatra zany ary kou!Iza no mahalala, mety atsy ho atsy anie zany e!
Ary f'anga matahotra daholo nareo e?
Mibebah ary!
17. hendry ( 17/03/2004 15:59)
Ilay tany Pentagone aza hono voaporofo fa tsisy avion zany fa lainga be fotsiny.
Fa ilay tamin´ny 11.09 tena nisy ah.
18. jhouhlambout ( 17/03/2004 17:06)
mety atsy ho atsy na afaka zato taona....
19. ikaretsaka ( 17/03/2004 18:31)
hrndry> aza mandainga fa masoko 2 mihitsy no nahita ..
20. kitjo ( 18/03/2004 14:31)
ihhiih,
aza miady fa efa ho tonga ange hono ny farany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1908