teny 1 ahodikodina

1. isrine ( 12/03/2004 09:48)
teny misy dikany ary tsy argo, misy hasiny telo farafaharatsiny.
ohatra: hariva / hirava
na tenimparitra aza ny teny azo avy eo tsy maninona
novalian'i olly ny 17/05/2004 12:01
2. isrine ( 12/03/2004 09:49)
rafotsy / fatsora
3. hendry ( 12/03/2004 10:23)
lahasa/sahala
4. rniaina ( 12/03/2004 10:54)
marary / ramary
5. lanto ( 12/03/2004 11:48)
mangina / manangy
Ary azo akorontana tanteraka ve ny renitsoratsa sy zanatsoratra ? Oh : baiko /bikao (io mba ohatra hitako :))
6. lanto ( 12/03/2004 11:50)
mangina / manangy
Ary azo akorontana tanteraka ve ny renitsoratsa sy zanatsoratra ? Oh : baiko /bikao (io mba ohatra hitako :))
7. isrine ( 12/03/2004 14:09)
miala tsiny fa diso ilay nataoko t@ maraina. ilay hoe rafotsy/ fatsora
8. isrine ( 12/03/2004 14:10)
vahana / havana
hafatra / fahatra
9. jhouhlambout ( 12/03/2004 17:33)
lava / vala
ahodikodina / akohodidina
10. ikaretsaka ( 12/03/2004 18:04)
sipa /pasy
mifamaly/mila mafy
11. ikaretsaka ( 13/03/2004 20:39)
Bodoarimanga/mangarombo....
12. toubib ( 13/03/2004 17:46)
Salut isrine! hay v enao mbola ao foana e!
isrine/seriny sa tsy mety zany?
13. six ( 13/03/2004 20:28)
bodo/dobo
14. jhouhlambout ( 14/03/2004 11:54)
Azo vakiana de gauche à droite et de droite à gauche(et vice-versa):

Engage le jeu que je le gagne
15. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:22)
nikobana/nabokina
16. ikaretsaka ( 16/03/2004 13:52)
sakamalaho/ kala samaho
17. isrine ( 18/03/2004 20:31)
misy tsy mety ny nataon'i ikaretsaka sy jholahimbout: teny iray ihany no iaingana ary teny iray ihany no azo avy eo. ary raha azo atao hoy aho de mba teny misy hasiny telo farafahakeliny, fa mora be anie ny teny misy hasiny 2 e.
18. isrine ( 18/03/2004 20:34)
faritra / rafitra
tanora / torana
tanety / natety
polisy / kopy nareo
19. lanto ( 18/03/2004 18:39)
Ny fiara avadibabadika manome rafia raha tsy potipotika :)
20. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:43)
aforitra/rafitrao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2749