Nakaiza....?

1. jhouhlambout ( 12/03/2004 20:31)
Nakaiza ny tanteliko teto ô?
2. isrine ( 12/03/2004 09:46)
lanin'ny vitsika o,
3. hendry ( 12/03/2004 10:16)
vitsika inona ô?
4. lanto ( 12/03/2004 11:51)
vitsik'ambo ô
5. ikaretsaka ( 12/03/2004 18:04)
ambo inona o
6. six ( 13/03/2004 09:03)
kambo sola ô!
7. ikaretsaka ( 16/03/2004 13:51)
sola inona o?
8. aladin ( 16/03/2004 13:57)
sola paika ô!
9. miranto ( 18/03/2004 14:42)
paika inona ô ?
10. ikaretsaka ( 19/03/2004 12:44)
pai-drora o
11. nananie ( 26/03/2004 14:47)
drora in ô?
12. kitjo ( 26/03/2004 17:22)
rora vazana moooo?
13. nananie ( 29/03/2004 19:17)
Tsy haiko fa tohizana fôna aky a!
14. jhouhlambout ( 06/04/2004 19:52)
vazan'inona ô?
15. ikaretsaka ( 06/04/2004 20:09)
vazanomby o
16. jhouhlambout ( 07/04/2004 10:54)
omby inona ô?
17. olly ( 19/05/2004 12:06)
omby fahana o!
18. olly ( 19/05/2004 12:35)
entre sipa refa hirafy tam'zany:
toa lay ravavinay a
minan'ny fatin'alikanay a


de misy ko le oe:
ina no jerijerena a
za nga mpanakarena
vidianako volamena
eny am'tany mena
tsindromoko ny antsy eo tena!
napmé nge tam'mbola kely zany é!
19. olly ( 19/05/2004 12:51)
oay azafady rey oula fa hay kay za tyk'diso varavarakely fa kay atsy ambadika am'le hira sa tsenjery le izy a! hi!hi!hi!
20. fijo ( 19/05/2004 23:00)
nisotro inona indray ary i oully androany le.tsy hita intsony ve nama ny varavaran kely ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1947