mijaly ireo fournisseur ankehitriny!

1. xxx ( 11/03/2004 09:16)
mahita aho fa tena miferotraina ireo fournisseur ankehitriny na de tsy miditra ao anaty politika aza toa ampifilafilaina izy ireny ny hampiasa ny volany izay no mba fitadiavany nefa toa mahare resaka izahay fa hoe ataon-dravalo hono izany atsy ho atsy ary de ho lasa hitombo indray ny chomera ny tanana satria endahina aminy ny asa izay mba fivelomany ary de mba ho rariny ve raha ohatra mitaky ny volany ilay olona eny marina fa t@ andron'ny ratsiraka nefa anie izahay tsy miditra antoko politika ary anisany nitolona ihany koa nefa de lavina ny volaantampitrisany fa hoe t@ andron-dratsiraka hono ary teo anelanelan'ny fifidianana sy ny tolona no nampiasana azy io
novalian'i hendry ny 24/03/2004 14:55
2. fijo ( 12/03/2004 11:59)
misy ny atao hoe"dette d'Etat"ary misy koa ny "dette du regime"tsy tokony hafangaro ireo.ka ny dette d'Etat na miova aza ny regime politika dia tokony tsy maintsy aloha io.raha tsy hoe manao didijadona ilay pitondra vaovao.
3. xxx ( 12/03/2004 13:55)
miala tsiny aho raha tsy mandefa ny anarako aloha an! ohatra ny x ery ambony fa maninona marina no misy ny olona mahazo aradalana ny volany fa ny sasany de tena ampijaliana vao manome nangataka ny hiaona @ ra8 aho hitaky ny volako nefa nomena olona hafa ary tonga de lazaina fa hoe impossible ny zanako anefa marary mafy mila fitsaboana any ampita de zany ve de rariny vola 2002 no takiana tsy omena nade misy porofo aza ny bon de commande sy ny facture fa hoe tsy manaiky i ra8 fa de ahoana ihany izy ity e! ho vonoina ve ny olona sa ahoana natao ve izay hipetrahana teo @ place io de tsy mijery anay madinika fa lavina izahay na de nanatena aza izahay fa tsy ohatra ilay raika lahy talo de izao aleo mijery olona maty izany toy izay andoha volan'olona
4. hendry ( 24/03/2004 14:55)
Mety misy porofo ny bon de commande nefa tsara ho fantatra koa hoe: tena mitombona ve ilay izy? ara-dalàna ve ny taratasy rehetra? Tena anjaran-dRavalo ve ny mandoa ilay vola sa tokony ho olona na société hafa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0878