"Gafilo"

1. nananie ( 11/03/2004 18:40)
Nareo ve mihevitra hoe tsy hisy mpanodina ndray ve ny fanampiana azo avy any ivelany?
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 10:21
2. miranto ( 11/03/2004 09:09)
io anie zany daholo na aiza na aiza e! sa ahoana hoy ianareo? je aloha zay vao tu fa za no nandray sy manamparitaka ny fanampiana koa
3. nananie ( 11/03/2004 10:19)
Tena mampalahelo ! Ary angaha tsy mbola nisy vinavina momban'ny ministeran'ny cyclone e?! Takany tsy hita foana zay atao tsinona rehefa tonga ny cyclone kou!Sa...?
4. hendry ( 11/03/2004 17:32)
Vinavina momban´ny ministeran´ny cyclone ahoana moa ry nananie? Ho
mpikarakara hetsika hanangonam-
bola hatao fiandry @ fahatongavan´
ny cyclone ve sa ho mpanangona ny fanampiana avy any ivelany?
Sa inona ny ilana azy ireo ankoatr´izay? toa tsy hitako tsinona zay azo atao hiarovana ny cyclone koa, sa hofefena ny sisin-dranomasin´i Dago mba tsy ho tafiditry ny cyclone ntsony? dia fefena @ inona nefa? toa tsy mety koa.
5. fijo ( 12/03/2004 12:02)
tsy misy izany ry nananie a.zavatra natoraly io,ka rehefa mitranga ilay izy vao ajoro ny commission ad hoc sy ny etat de crise.
6. nananie ( 12/03/2004 10:20)
Ohatran'ny lazain'i Hendry hoe mpikarakara hetsika hanangonam-bola ...Amizay angamba tsy voatery hiandry fanampiana avy any ivelany foana vao anao zavatra.Teny kely natsipy fotsiny ny ahy.
7. kitjo ( 19/03/2004 19:19)
misy marina kosa zay amzay mba efa miomana foana sady tsy miandry fanampiana foana,d refa tsy misy cyclone koa d manatsara ze azo atsaraina(infrastructure ohatra),mba afak ahiatrika cyclone

asa ny ministera inona ary no tokny hikarakara anzay
8. ikaretsaka ( 21/03/2004 11:50)
ministeran'ny asa vaventy, ny antsiak anie ny lalana amboarian fa ny tetezana sy ny infrastructure sasany ny teo ihany no mody rakorakofana e
9. kitjo ( 21/03/2004 09:55)
k zay manko, fa avela fts ho eo fa oe refa potika io d mahazo fanampiana ndray d amboarina nefa tsy hita akory ze vita aveo

fa misy ny zvt azo atao mba iatrehana an le izy anefa ange na dia mba hampamaivamaivana azy fts aza
10. nananie ( 25/03/2004 13:07)
Zay mintsy le izy Kitjo a!


Sady ny tena mamenatra @ le resaka fanampiana dia izao. Ra 8 mintsy no niteny hoe ny vola hoano alou ze eo. Rehefa lany ny eo mitady ndray ah.Raha zany ve ry reto no henono ndry zareo mpitantana ny vola tsy hamenatra?
11. kitjo ( 26/03/2004 10:21)
mbola tsy reko ndray aloha zay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1785