Tantara tena marina

1. ikaretsaka ( 09/03/2004 18:22)
Nisy namako mivady izay aty sendra nandeha tomobil dia accidente ry zareo, ary rava tanteraka (defiguree) ny tarehan'ilay ramatoa nohon'ny ratra sy ny fahamaizananahazo azy. Tsy nisy fika afa tsy ny fanaovana chirurgie esthetique.Ny olana anefa dia tsy maintsy maka hoditra amin'ny faritra hafa ilay dokotera mba hahafahana manapina ilay simba amin'ny tarehy. Ilay ramatoa anefa somary mahihy izay ihany, saingy miracle fa compatible @ ny azy ny an-drangahy. Raikitra ary fa ny fitombenan-drangahy no hangalana kely hanamboarana ny tarehan-Drafotsy. Saingy nifanaraka izy sy Radoko ga tsy tenenina an-dRafotsy. Vita ary ny fikarakarana, ary nahagaga fa lasa nihamanja tokoa ilay ramatoa. . Tamin'ny Saint Valentin aza dia mba nisaotra am-badiny ilay ilay ramatoa hoe tsy haiko izay nataonao fa dia mankasitraka.. dia sady mihomehimehy be lery no nanao hoe tsy mila misaotra ahy ianoa fa isaky ny manoroka anao @ takolaka ny reninao dia efa faly aho! sady nihomehy lery...
Na ianao tsy izy aza!
novalian'i nananie ny 29/03/2004 19:19
2. jhouhlambout ( 09/03/2004 19:41)
dé mazava be izany ny fitiavan'i lery ny renin'ny vadiny,hihihi!
Fa inona kosa indray ary no eritreretin'i lery rehefa izy no manoroka ny vadiny @ takolaka?
3. fijo ( 10/03/2004 12:02)
eo ny tena fanontaniana ko
4. kitjo ( 10/03/2004 16:50)
tia tena!hiihihhi
5. fifiden ( 10/03/2004 12:00)
dia mety lay reniny izany no tiany ho eo @ toeran'ny vadiny koh!sa diso ny fieritreretako ;mifona aho Jesosiko ary mivavaka ho azy raha tena izay tokoa fa meloka izy!!!!!
6. ikaretsaka ( 10/03/2004 16:46)
io ilay hoe raha ny fankahalany an'ilay rafozany no natao dia nasainy nanoroka ny fitombenany mihitsy ilay ramatoa.. saingy vita ho azy ohatran'ny tsy natao
7. jhouhlambout ( 11/03/2004 17:28)
Fa ahoana aloha ny eritreritr' i lery rehefa izy no manoroka ny vadiny @ takolaka e? Sa mankahala ny tenany izy?
8. six ( 13/03/2004 09:09)
manoro-tena kou
9. kitjo ( 20/03/2004 15:59)
efa oe tia tena
10. ikaretsaka ( 22/03/2004 19:55)
fa nahazo double izy ko.. sady ny tenany no vadiny no orohany iznay
11. nananie ( 26/03/2004 14:51)
Tssss.Manao bisous @ v...zany!
12. kitjo ( 26/03/2004 17:25)
k azy ihany hono zany d ts manin izy ko
13. nananie ( 29/03/2004 19:19)
Deinnn! Manjary mihinana ny tsy finana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1527