mahalany rano 15-20 litatra isanandro

1. isrine ( 08/03/2004 13:04)
efa nisy naheno an'io ve nareo? fa aretina hono ilay izy.
novalian'i raym ny 22/05/2005 23:15
2. miranto ( 08/03/2004 16:03)
efa naheno aho t@ fandaharana incroyable mais vrai t@ herin'andro t@ la 1 na tf1 andro alina be no nahitako azy io tany @ 2maraina ora gasy tany ho any fa aretina ilay izy
3. ikaretsaka ( 08/03/2004 17:37)
zany ve tsy gabone isaky ny 5 minitra dia manary 1 litatra isaky ny mankany?
4. donemaskit ( 08/03/2004 19:12)
fa miaina ao anaty sauna nga ?
5. miranto ( 10/03/2004 09:17)
an! an! isaky ny mandeha mivoaka izy de maharitra elaela mihintsy ny alina hono izy mahatonga mivoaka intelo ary rehefa migoka dia rano 2l isaky ny madeha fa tsy mahay izy raha tsy izany ao anaty1mn no hisotroany an'io ohatra ny hoe aretina azo avy @ siramamy ilay izy raha tsy diso ny fitadidiako
6. isrine ( 10/03/2004 13:11)
tsy haiko aloha ilay izy na aretina azo avy t@ inona fa tena gaga za tà nahita an'ilay filazana azy e. ary tena haingana ny fisotroany ny rano, ary vehivavy ilay nolazaina t@ hitako. Fa asa ilay hitan'i Miranto na lahy na vavy?
7. miranto ( 10/03/2004 14:30)
lahy ilay hitako 25l d'aeu par jour ny rano laniny
8. isrine ( 12/03/2004 09:16)
ny ahy indray 2-2,5l isan'andro fa @ izay aza efa isaky ny 1mn any @ wc foana. fa ny ahy ny mahatonga ahy misotro rano dia ny ati-vavako mihitsy no tsapako fa maina.
9. jhouhlambout ( 12/03/2004 18:09)
eo @ 2L eo no moyenne, latsaka be mamparary, mihoatra be mamparary
10. ikaretsaka ( 13/03/2004 20:35)
ary raha aty @ desert?
11. jhouhlambout ( 14/03/2004 11:15)
dé tsisy fika
12. ikaretsaka ( 15/03/2004 12:26)
ahoana o tsisy fika raha desert fa misy ny rano?
13. jhouhlambout ( 27/03/2004 18:14)
14. booboo ( 10/04/2004 14:30)
Ny honoko indray dia aretina toy ny anorexique sy ny boulimique ihany fa ny an-jareo indray rano no gohany. Tantara be koa vao afaka ao !
15. ikaretsaka ( 12/04/2004 00:32)
dia ahoana izany raha apetraka @ desert tsy tena barika 1 mihitsy?
16. voninkazokely ( 12/04/2004 19:44)
Dia tsy mipoaka ve ny estomac le?????
17. ikaretsaka ( 12/04/2004 21:43)
ka angaha kos a15 litres ao no ho eo
18. delvechio ( 13/04/2004 02:24)
tena tsy mety kosa zany olona zany le! ty tena lotra. misy olona eto antany tsy misotro rano mihintsy
19. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:08)
sady manary ambany no misotro en mem etemps ngamba de mety
20. rfanjav ( 13/04/2004 08:29)
tsy manao rétention d'eau mihitsy kosa angamba ny vatan'izany fa z tafiditra d tonga d mivoaka daholo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9432