diso

1. xxx ( 06/03/2004 14:03)
marina fa olombelona sahala @ rehetra ihany ny dokotera ka mety ho diso, saingy misahana aina ny asany. Efa in-2 aho no sendran'ny dokotera diso diagnostic ka ny 1 t@ ireo dia niafara t@ fandidiana sarotra tena sarotra, ny faha-2 raha tsy mahana noho ny nahazo t@ voalohany dia efa tsy teto intsony sahala @ zao. Any an-dafy any azo enjehina araka ny lalana ny trangan-javatra sahala @ zany. Ahoana ny hevitry ny namana?
Marihiko fa ilay niafara t@ fandidiana dia sendra tsy teo ilay dokotera mpitsabo ahy ka voatery nandeha tany @ dokotera hafa aho dia nitanatana vava tsy nahateny ela izy satria moa ny raitement rehetra arahana dia misoratra @ carnet avokoa.
novalian'i pitchou ny 22/03/2004 18:48
2. ikaretsaka ( 08/03/2004 20:22)
na any amin'ny tany mandroso aza betsak any dokotera diso.. tsy misy mahay afa tsy andriamanitra irery ihany raha mbola olombelona
3. isrine ( 08/03/2004 13:07)
marina fa ny dokotera mety ho diso, toy ny olombelona rehetra ihany, fa misy ireo izay manao fanahiniana, asa na noho ny inona loatra?
4. miranto ( 08/03/2004 16:09)
amiko aloha de A/tra ihany no mpandahatra fa ny dokotera natao hitsabo fotsiny e! matoa tonga ohatra izany de anjara izay fa tsy hoe ny diagnostic no diso na ahoana na koa ianao no tsy nanambara tsara ny mpahazo anao lava fa ankampobeny fotsiny satria ny tany mandroso efa avo ny technologieny ka na zaza vao teraka nampoizina tsy ho velona intsony aza de tsy maintsy atao izay mahavelona io satria migatra na voasazy ilay dokotera raha maty ilay izy ny antsika mbola tsy avo ny techno ka tsy afaka ny hanakatra ny avo ny doko
5. xxx ( 08/03/2004 18:32)
dokotera mpitsabo isanandro ilay dokotera. Ary isaky ny mihetsika ilay izy dia lazaina aminy foana. Saingy ny fanafody omany hoe tena mifanohitra @ tokony ho izy. Nefa indray mandeha nijery fotsiny ilay dokotera iray dia nahafantatra fa efa lasa grave be ilay aretina ka tsy afaka miandry andro intsony akory! Toeram-pitsaboana iray io fa tsy hoe ny iray t@ toerana tsy ary fomba ny iray t@ toeram-pitsaboana tonga lafatra!
6. hendry ( 22/03/2004 17:44)
Ary efa mba renareo ve, dokotera mpandidy ao Tanà ilay izy: matetika manadino zavatra any anatin´ny marary didiana. Ohatra hety, vòvò na kompresy adino any an-kibon´ilay nodidiana. Gravy a!
7. pitchou ( 22/03/2004 18:48)
nisy aza nanome fanafody tsy mifanaraka @ ilay tsaboina ko! oh dose n'olon-dehibe no nomeny zaza! de efa nomena indray mandeha ilay zaza vao mi-tel izy hoe aleo soloina fanafody hafa ...
Fa izany ve midika hoe tsy pro y dokotera eto amintsika sa tsy miraharaha ny asany? to tena gravy ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0891