vohoka tsy fantatra

1. hendry ( 05/03/2004 16:57)
Vao tsy ela akory nandeha t@ fandaharana t@ télé fa teo @ hafa-8 volany vao nahalala ilay vhv fa bevohoka izy. Nandeha ara-dalàna ny fotoanany (règle) nandritr´izay valo volana zay ary nilaza izy fa tsisy signe nahafantarany mihitsy hoe bevohoka izy.
Nahatsiaro fanaintainana izy ary nanapa-kevitra ho an´ny @ Dokotera.
novalian'i mumu ny 03/05/2004 17:34
2. hendry ( 05/03/2004 16:59)
Teo am-pizahana dia nilaza ny Dokotera fa bevohoka izy ary efa 8 volana ny kibony. Noho ny choc t@ fahenoana zay nolazain´ny dokotera dia latsaka ny ampitson´iny ihany ilay zaza ( tsy ampy volana mazava ho azy). Sahiran-tsaina izy satria tsy nanam-paniriana ny hiteraka mihitsy sady tsy nivonona t@ zany.
Mba normal ihany ve zany 8 volana bevohoka nefa tsisy signe nahalalana azy zany?
3. ikaretsaka ( 05/03/2004 18:45)
tsy misy ohatran'ny manantona dokotera ihany raha vao mahatsiaro hoe misy hafahafa ao toy izay izany
4. hendry ( 06/03/2004 19:50)
Ka tsisy nahafantarany mihitsy anie hoe misy hafahafa e! Mampanontany tena ihany hoe bevohoka ilay olona, valo volana tsy nahalala n´inon´inona.
5. donemaskit ( 06/03/2004 11:42)
degany zany ?!
6. pitchou ( 06/03/2004 13:50)
tena misy izany! nisy namako otran'izany mihitsy! izy vaky loha hoe mihamatavy, fa 8 volana, otran'ny nisy nisavoritaka tao an-kibony d mbola noheveriny hoe tenia ka nanantona dokotera izy izay vao gaga hoe afaka 3 herinandro eo ho eo dia ho maman! tena tsy nisy fiovany anefa na teo @ toe-batany na teo @ règle sns ..
izay no ilazakao hoe ilay fitaovana kely malaza iny aza adino rehefa tsy mbola mazoto ny hiteraka e!
7. ikaretsaka ( 08/03/2004 20:20)
ka vao avy nitsaokalentika dia testena aloha hoe misy ao sa tsisy ko.. izay ny tena sure
8. xxx ( 08/03/2004 09:17)
Marina fa misy izany hoe mandeha ara-dalana ny règle, fa izao misy ilay rà mandeha refa bevohoka ny olona tsy tadidiko ny anaran'ilay izy, fa tsy toa ny règle isan'andro io zavatra io fa rà madio be.
Dia ny zavatra tsy azoko koa dia izao, ny zaza eo @ 5ème mois eo efa mihetsika @ izay, dia tena tsy reny ve ilay izy hoe misy hafahafa izany ? sa ve ilay zaza koa nya zy tsy nihetsika mintsy ? mahagaga ihany manko izany, misy aloha ny olona bevohoka fa tsy hitanao @ vatany satria tsy miova mihintsy izy fa na dia izany aza ilay mitondra izy kosa tokony hahafantatra ka ! ohatra ny tsy hinoko ihany izany.
9. pitchou ( 08/03/2004 18:36)
ilay izy aloha radoko d efa maromaro ihany ny cas fantatra nanao an'izany! satria raha fantany dia tsy maintsy no nanantona dokotera izy!
10. ikaretsaka ( 09/03/2004 18:33)
ka izay hoa .. rehefa nitsaokalentika tsy nisy fonony dia mandehana ihany aloha manamarina raha tao raha tsy tao!
11. rfanjav ( 02/04/2004 07:51)
Raha eo @ 4 à 5 mois eo d inoako ihany fa zany 8 mois zany kosa ...
miombon-kevitra @ xxxx ihany aho hoe d tsy hohenony v rehefa manomboka mihetsika ilay zaza ?!!
12. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:56)
izany moa ry fanja? zahay tsy mahay fa zahay tsy mety bikina ko
13. voninkazokely ( 04/04/2004 15:08)
Dia raha tsy nibontsina izany ilay kibo dia ny taiza no nibontsina?
14. hendry ( 05/04/2004 11:04)
rfanjav sy xxx: ka na tsy hino aza nareo dia nisy ilay izy koa. Naseho daholo ny fotoana niterahany zany hoe ny nivoahan´ilay zaza tao ankibony. Incroyable mais vrai.
15. ikaretsaka ( 05/04/2004 13:48)
zay znay hono
16. rfanjav ( 05/04/2004 14:19)
Tsy maintsy nahatsapa fiovana teo @ tenany ihany izy, fa izy mihitsy no niezaka nanafina, na koa mety tsy te hivaky loha e !

Asa aloha !!!
17. rfanjav ( 05/04/2004 14:22)
Raha ny olona ety ivelany possible tsy hahafantatra, na tsy hahita ny fibontson'ny kibony, fa raha izy tompony kosa tsy d inoako loatra !
18. jhouhlambout ( 05/04/2004 18:33)
Zay ngé ho aho é, motombo
12 cm/mois izy io ka zany vé dé tsy hita?
19. ikaretsaka ( 05/04/2004 19:24)
mety misy chance tsy hita kosa e.. ny azy zany tsy hitany
20. mumu ( 03/05/2004 17:34)
za nafantatra oul betsaka otrizany fa ny aza mba voany ianay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3168