amaroli na urinothérapie

1. isrine ( 05/03/2004 09:34)
Ialana tsiny @ izay olona mora rikoriko an.
Ahoana ny hevitsika @ izy io?
novalian'i fraulo ny 27/07/2004 11:00
2. ikaretsaka ( 05/03/2004 14:14)
fa mampaninona hono io ry isrine?
3. pitchou ( 06/03/2004 13:51)
ny hany fantatro momba an'io aloha d ny resaka may e! fa tena tsy ela d sitrana! anondrahana ny faritra may fa tsy sotroina akory an! sao misy manaonao foana eo!
4. ikaretsaka ( 08/03/2004 20:25)
izay kao ny fahalalako an'io ko.. angaha misy zavatra afa sitrany koa hono?
5. ikaretsaka ( 08/03/2004 20:26)
izay kao ny fahalalako an'io ko.. angaha misy zavatra afa sitrany koa hono?
6. isrine ( 08/03/2004 13:01)
miala tsiny an, fitsaboana izy io, zany hoe sotroina, ka iny amany @ vao mifoha iny no tatazana dia sotroina. mbola tsy dia malaza ilay izy fa efa misy olona sitrana t@ fitsaboana.
7. ikaretsaka ( 08/03/2004 17:39)
oadray.. dia manasitrana inona kay izany ry ry Isrine raha tsy mahadiso?
8. pitchou ( 08/03/2004 18:44)
fa iny ange déchet organique e! ary toxique ho an'ny tenan'olombelona izany! raha ahodina sahala @ ny an'ny cosmonaute d ie!
9. isrine ( 10/03/2004 13:15)
ny aretina sitrana avy @ ilay izy dia tsy fantatro fa ny tiana naseho t@ ilay fandaharana dia ny hoe, ny pipi mahasitrana. Ary ireo olona efa sitrana t@ ilay izy dia nilaza fa narary taloha, nitsabo tena nefa tsy nety ny fitsaboana ary io no fitsaboana narahina avy teo dia sitrana ry zareo. olona 2 aloha no vavolombelona nilaza azy e. Faly ry zareo fa sitrana fa ny endriky ry zareo tsy misy hafaliana zany mihitsy.
Dia miditra ve nareo raha sanatria ka toa izany no tsy maintsy lalovana?
10. ikaretsaka ( 16/03/2004 14:21)
izany no tena hoe mihinan'ny am.. izany rehefa te ho sitrana kle!
11. isrine ( 18/03/2004 20:08)
akory aby e!
zany mihitsy ilay izy ry ikaretsaka a. fa raha mankafy an'ity fiainana mandalo ity dia tsy maintsy miditra.
tsy aleo ve miditra @ toa an'io, raha toa ka tsy misy fanafody hafa hahasitrana, na hisy hahasitrana aza moa e, io ny anao ihany no ampiasainao sady tsy andoavambola! hi hi hi
12. pitchou ( 19/03/2004 13:15)
tena mila fieritreretana lalina be mihitsy kosa izany ka! satria ao anaty saina hoe maloto iny ko!
13. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:16)
izay hoa ry pitchou
14. fraulo ( 27/07/2004 11:00)
Eo indrindra isika izao rahavana

Misaotra anao aloha Isrine a
fantatsika ve fa tsy faika, tsy maloto ary tsy zava-dratsy ny urine ? Ny fitaizana niampita tato anaty taonjato maromaro no nampihevitra ny olombelona fa zava-maloto ny amany, ary misy tantarany izany saingy tsy izay ny resa-tsika eto aloha.
Marina ny voalazan\'i Pitchou hoe \"ao anaty saina hoe maloto iny\", ao anaty saina voataiza t@ izany tokoa fa tsy ao anaty sela na ao anaty atoma na ao anaty fanahy koa aza.
Ara-tsiansa no maha-voaporofo fa neutre, intelligent et sterilisŽ ny pipi. L\'urine c\'est du sang filtrŽ ...

Tsy hanalava resaka angamba fa ho an\'izay liana : www.santeglobale.info/nouveautes/amaroli.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6371