iza no nilaza izao?

1. tenio ( 03/03/2004 14:41)
"Izaho tsy manana programo, ny vahoaka no programma-ko"
2. xxx ( 04/03/2004 18:19)
I zafy alibera angambany...
3. six ( 04/03/2004 20:14)
ie toa izy ka
4. psykatr ( 05/03/2004 10:35)
tenio anefany!
hihihi!
5. rojoukel ( 05/03/2004 11:23)
ha ha ha ! mba mahita atao. Efa lany atao ve nareo e ! sa manala azy ?
6. six ( 05/03/2004 13:26)
lany atao de manala azy e
7. kitjo ( 26/03/2004 17:26)
alefaso ndray ary ny manaraka sa misy atao zao>?
8. ramoul ( 02/04/2004 12:00)
zah no niteny an'io tam'fahita akaiky.hihi
9. nananie ( 02/04/2004 16:13)
Mijery akaiky ndray azy ny ato klé!
10. ralipo ( 02/04/2004 21:13)
Tsy fantatro ????
11. rindranavalona ( 06/04/2004 06:23)
Satria fa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1613