You are here: home > Forum

le sortie atsy ho atsy

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : le sortie atsy ho atsy
Valiny : 6
aladin - 01/03/2004 16:26
Izao e! efa narosoko ihany iti soso-kevitra ity.Ndeha mba hanao fitsangatsanganana indray isika ato ho ato.de ohatra hoe samy milaza izay hevitra sy toerana hitany fa mety.de ze marimaritra hiraisana no atao e! ary aza atao resaka manidina fotsiny an!Tsy haiko ko moa hoe iza le tena mikarakara azy matotra e!
'zay
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 03/03/2004 11:38
raha any mada dia ianareo ihany no mifanaraka aloha e.dia resao lucien.
Valio | Miverina eny ambony
six - 03/03/2004 18:18
ka le izy zany samy manana ny tananany d mety tsy hety, sa atao tour?
Valio | Miverina eny ambony
aladin - 03/03/2004 15:59
ka 'zay le hilàna hevitra kah hoe inona no tena mety
Valio | Miverina eny ambony
maseik - 18/03/2004 18:06
Tena mety le hevitra fa andao ho masahina dieny zao.Ra ny hevitro aloha de miaraka manao sortie mivoaka ny tanana na mi-engagé boite dia atao apre midi no manala azy ao daholo sa...?Hevitra atsipy
Valio | Miverina eny ambony
angie - 22/03/2004 21:56
Mninona raha atao aty Itali dia mba mijery an'i Papa daholo e?? Hahahahahhahahahahah Vazy2 fa tena tsara ilay hevitrareo ary malahelo mafy aho tsy mba ho afaka @ izany
Valio | Miverina eny ambony
aladin - 23/03/2004 19:44
mba sady manao vacances aty dago ry angie a!
de le hevitra anie ry maseik tsara fôna e! fa le fikatreana azy sisa no ilaina de miandry anareo fa nyè fotoana mande ihany kou.
Valio | Miverina eny ambony