Passion du Christ Mel Gibson

41. imailaka ( 14/04/2004 11:00)
Ary dia tonga soamantsra taty Madagasikara ary io sarimihetsika io ka dia nandeha teto Antananarivo nandritry ny telo andro ny faran'ny herinandro masina sy ny paka. Raha ny fahitan,a an ilay horonantsary aloha dia : sarimihetsika nadeha tany amin ireny trano fandefasana sarimihetsika tany andafy ireny no nalaina @ fakana horonantsary indray : rehefa mandinika tsara ianao vao mahita hoe somary mitongilana ny cadre, fa hita hoe olona efa matianina no naka an ilay izy. Raha ny amin ny votoatiny sy ny fahitana an ilay sarimihetsika indray dia tena hita mihitsy ny fanasongadinana ny fampijaliana mahery vaika izay tena nidirana @ antsipiriany sy lalina tokoa, ka tsy hahagaga raha misy ny mety fifanolanana teo amin ireo Jiosy ankehitriny sy ny mpanatontosa ilay horonantsary satria dia azo atao hoe tena "extrême " ilay fampijaliana ka mety hampiova ny fomba fijery sy ny fieritreritry ny mpijery. Raha ny zavatra niseho tao anatin ny trano fampisehoana kosa indray dia betsaka no nitampimaso sy nanonatnay oe vita ve ilay fampijaliana teo, ary nony tafavoaka dia nisy mihitsy no nilaza hoe hanafatra ny any antrano ny tsy hijery ilay sarimihetsika satria tena tsy nahazaka ny fandehanjavatra. Amin ny ankapobeny dia mety azo asiana adihevitra misokatra hoan izay efa nahita mba hitondra ny mety mba ho eritreriny. Ho ahy manokana : rah @ lafin ny fanatontosana dia tsy anisan ny horonantsary mahazo salan'isa mihoatry ny 5.1/10 ilay izy, fa raha eo @ lafiny tantra izay ahafana mahita tsara kosa ny tena mety ho fizotry ny adiny 12 nianan i Jesoa Kristy farany dia ahitan ny Kristiana rehetra hoe tena mafy tokoa izany niaretany izay mba hahaafaka ny fahotan izao rehetra izao.Mampirisika an izay tsy dia mora tohina hijery io horonantsary io, ho an izay mora tohina kosa dia miteny MARIMARINA Aho hoe: Mandehana matory. Izay fa dia mazotoa daholo
42. donemaskit ( 14/04/2004 22:43)
misaotra anao Imailaka.

Tsara lé izy hoe mbo mahita ny zava-misy ny Gasy, fa dia tsy menatra akory ilay Ritz mandefa screener !!
43. hery ( 20/04/2004 10:57)
Mba nahita an'ilay film ity koa aho izany.
Tsara ilay izy kah.
44. kinaoly ( 21/04/2004 10:42)
ekena fa betsaka scènes violentes ao anatin'ilay film. ny tokony ho tadidina anefa dia misy fomba fijery manokan'ny réalisateur iny. mety mbola nijaly mafy kokoa noho iny aza Jesosy, iza no mahalala an'izany. ny tsy tokony ho hadinoina dia nijaly ho antsika Izy, ary izay no hevi-dehibe azo raisina tao anatin'ilay tantara : ny Fitiavana : Fitiavan'Andriamanitra ny zanany lahy tokana, ny Fitiavan'i Jesosy ny olombelona, ny Fitiavan'Maria an'i Jesosy. Eléments de marketing daholo ny hafa na koa fomba iray hampitaina ny hafatra sy hisintomana ny sain'ny tsirairay. Ataoko fa zakan'ny malagasy ny film toy ireny fa tsy ilaozan'izay tsy hisy olona tsy hahatanty aloa e! Teto France aza dia 1 fotsiny ny ditributeur nanaiky namoaka azy nefa milaza azy ho tany mandroso sy mivelatra @ zava-drehetra.
45. fijo ( 05/05/2004 23:21)
ny tsy hazoko dia izao.raha vao ny jiosy no voakasika sy voaresaka dia tabataka be sy horakoraka eran'ny tanana izay.fa maninona,marina fa ry zareo no nanolotra an'iny tamin'ny pospilato koa inona no lainga amin'izany.sa hoe satria tsy jiosy no nanao ilay film dia antisemita ilay izy?
46. ikaretsaka ( 06/05/2004 22:51)
asaina manao kao ny jiosy rehefa tsy tiany hoe niala pas izy e
47. clarys ( 07/05/2004 08:54)
Ny zavatra tokony ho fantantsika aloha dé hoe interpretation'i Gibson iny. Anjaran'ny tsirairay ny maka izay tandrify azy. Faharoa fomba fanao koa anie ny manao polémiquen-javatra iray mba hampalaza azy é ! Nandaly vola be tsy toko tsy forohana izy nanao an'iny ka système publicitaire mafimafy vao hahazo tombony izy. Fa na jody ianao na tsy jody, na kristiana na tsy mpivavaka ny tokony atao voalohany dé hoe hijery cinéma (sary mihetsika) ve ianao sa hampitombo finoana? Raha iry voalohany dé jereo @ maha art (7ème art) aza izy (mis en scène, acteurs, réalisateurs, couleurs, repliques sy ny sisa é !) fa raha hampitombo finoana dé vakio aloha ny Evanjely, mivavaha dé ataovy fialam-boly ny an'i Mel Gibson. Ny violence ao anatiny moa iza no tena afaka milaza fa mafy noho io na mora io no nahazo an'i Kristy? Ny fantantsika fotsiny dé marary ny kapohina sy asiana tsilo...ny fantsihana ve ho mora noho izany...? Ho ahy (za mbola tsy nahita fa efa voavakivakiko aby ny articles manodidina an'iny) dé amin'ny maha art azy no hijerevako azy fa tsy noho izy hanena na hampitombo ny finoako, Antimémite (resaka hafa mihintsy indray io) na tsia !
Nalahelo aho fa tsy teto Tana t@ nandefasana azy cinéma.
48. angie ( 12/05/2004 12:16)
taty @nay koa dia nisy débat be momba an'io ka betsaka ny pour sy ny contre. betsaka kou ny hebreo tonga tao. Nisy acteur hereo iray nandray anjara t@io koa. Ny azoko lazaina dia hoe film alou io, avy eo ny antony dia te hampisehoana @ olona ny nisamborana an'i Kristy sy ny namonoana azy araky ny hevitr'olombelona... fa ny tsy tiako kosa dia ny fiafarany ohatran' ny hoe mangatsiaka be zany ho ahy ary io no tena nahita fa tena film.
Araky ny hevitro daholo ireo fa kosa ilay hebreo tao niteny hoe: tsy ny romain ve no tena hita fa ratsy tao zany hoe ilay nikapoka fa tsy ilay nisambotra. Amiko dia samy fanalana tena tsy ho responsable daholo zany fa ho ahy zay mino dia izaho no namono an'i Kristy ary ian'andro dia manohy mikapoka azy aho @ otako rehetra. Dia avy indray fiteny tsy tiako mihintsy satria toa fanamboaran-tsaina fotsiny ihany: ka isika anie olom-belona ihany ka tsy misy anjely akory noho izany dia manota lava...
Fa na izany aza tsara ilay film.
49. zaira ( 19/05/2005 08:28)
jhouhlambout:

Raha ny fahiako azy dia mbola tsy vonona hijery an'io ny malagasy.
Na lé film taloha iny aza(Last temptation) dia Interdit any Mada!



zany moa izy io nefa aty paris efa tena miparitaka be io tena mapalahelo mihintsy dago nefa atao ahona fa izay aloha ny zavamisy tsy koa izany fa te hifidy ravalo eo koa hhhhhhhhhhhhhhiiiiiii!!!!!!!!!!!!!! blak!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1192