Passion du Christ Mel Gibson

1. ikaretsaka ( 29/02/2004 18:16)
Vao tsy nivoaka ilayy film, dia niteraka tsy fitoviankevitra be, Nivoak ailay film.. gidragidra izany!
Nisy Ny maty tapaka lalandra teo am-pijerena azy, nisy ny tezitra nisafoaka fa hoe misy propos raciste, misy nny nibebaka, sy ny sisa..
ahoana ny mety ho fandraisan'ny gasy an'iny?
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:28
2. jhouhlambout ( 29/02/2004 19:05)
Raha ny fahiako azy dia mbola tsy vonona hijery an'io ny malagasy.
Na lé film taloha iny aza(Last temptation) dia Interdit any Mada!
3. ikaretsaka ( 01/03/2004 10:50)
ka samhafa be ihitsy ny contexte an'ireo film roa ieo
4. peluche ( 01/03/2004 09:15)
Fa inona hono notantarainy le film?
maninona mampisafoka otr'izany?
5. ralanz ( 01/03/2004 11:44)
mi accuse trop ny juif ho responsable ny fampijaliana sy famonoana an i jesosy. zay amin ny ankampobeny .
le ranamana tetsy ambony nilaza fa tsy mahazaka mijery an io ny gasy ,f ahoana kosa ny gasy no atao an izany le .olona afaka manao analyse tsara ny gasy ,ekeko fa misy ny sensible nefa everywhere anie io misy sensible io ny akama e .nisy ramatoa iray nanao arret cardiac taty sydney noho io film io ,tsy vitsy ny nibebaka nefa misy ihany koa ny milaza fa hoe ny lazany fotsiny no tena be .de tadidio fa toa izany koa ny vision ny gasy momba io .ka raha sensible ny fianakams ndrangahy de rarao tsy hijery sao .................
6. hery ( 01/03/2004 15:54)
Betsaka ny tsikera mikasika an'io film io satria atahorana hampafana fo indray ny kristianina ilay izy. Na ahoana na ahoana mantsy dia natao hampiseho ny ora farany niainan'i Kristy ilay film, amin'ny fomba somary mahery vaika. Ankoatran'ny marketing dia nanana tanjona hitory ihany koa i Mel Gibson tamin'io film io.

Jereo eto ambany ny bande annonce ho an'izay mitady

http://www.passion-movie.com/francais/trailer.html

Dia mazotoa daholo.
7. donemaskit ( 01/03/2004 18:35)
tsy hitako alou zay olana @io tantara io, indrindra hoe ho an'ny Gasy... raha hivoaka any izy io.
8. ikaretsaka ( 01/03/2004 19:02)
ilay izy vilent be afotsiny angambva
9. hery ( 02/03/2004 10:20)
ampahafirin'ny film violent zakan'ny Gasy izany :)
Ireny indrindra ary no be mpijery.
Eny amin'ny salle de video taona vitsivitsy lasa izay... ireto no tena film misarika indrindra... ka soratana eo amin'ny tabilao mihitsy.
- Gidragidra be
- Ainga be
- Kung Fu
- Style Sens du Devoir (Sens du Devoir film gidragidra be mihitsy)
- ...

Ka raha vao tsy misy an'ireo ny tabilao dia tsy dia mahazo kil ilay salle de video.
Angamba rehefa tonga any ilay "Passion du Christ" dia azo asiana hoe "Gidragidra be mampino" :)
10. donemaskit ( 02/03/2004 10:40)
ha!ha! marina zany raHery !
fa degany ihany io ka, tsy herinandro akory d'efa 150M $ sahady ny recettes-ny (sady vao USA fotsiny)
11. six ( 03/03/2004 19:46)
zay lou mbola tsy nahita ny tohiny e!
12. hery ( 03/03/2004 20:00)
Tsy mahita distributeur hono ry zareo ao France... mety mbola ho elaela io vao tonga any France. Ny Frantsay mantsy matahotra amin'ilay resaka hoe anti-sémitisme.
Ho anay aty Italie indray dia hivoaka tsy ho ela ilay izy... miandry 2 semaines eo sisa.

13. donemaskit ( 03/03/2004 09:06)
efa nahita izy ka ! vao omaly mihitsy io no hitako t@ vaovao.
14. samoina ( 04/03/2004 20:55)
Herinandron'ny paska iny no voalaza ivoahany eto frantsa.
Tian'ny Gasy ny mijery tantara be fampijaliana toa ireny saingy mety hararaotin'ny sasany hananganana na hanamafisana secte indray iny horonan-tsary iny
15. jhouhlambout ( 04/03/2004 19:59)
Ka izay no tiako ambara @ hoe: Mbola tsy vonona ny gasy. Mila amboarina alou ny toe-tsaina!!
16. ikaretsaka ( 05/03/2004 11:15)
io toe tsain'ny gasy io aloha hafa mihitsy e.. misy ny malala tsaina .. misy ny coince be .. dia ny tsy mazava dia heo iza izao no ambony kokoa ny salanisa? ilay malala tsaina sa ilay coince?
17. donemaskit ( 05/03/2004 19:32)
ilay tsy manana télé sy tsy manam-bola hankanesana any @ cinéma no tena betsaka, raha betsaka indrindra dia tsy mihoatra ny 1 M ny Gasy hahita an'io film io
18. donemaskit ( 08/03/2004 19:02)
mbola tsy nahita an'lé izy aho ry reto (fa tsy ho ela intsony) fa ny akamako milaza daholo fa tena tsara io film io.
19. jhouhlambout ( 12/03/2004 20:20)
jerevo dia tantaraao
20. kitjo ( 13/03/2004 13:30)
eny e, fa oh grand evenement ange reny mba mila jerena ihany na zany aza e,na tara aza
le izy ange tsy ratsy "hono" fa le realisation fts no violent e,asa aloha e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0915