mitady namana tsy matotra

1. ngama ( 26/02/2004 13:52)
Hifanadaladala fotsiny izany ilay fiarahana tadiavina fa tsy matotra ka mba mety mahita ve eto?
novalian'i fijo ny 07/05/2004 00:08
2. xxx ( 26/02/2004 16:14)
mba azavao oé lé tinao lazaina fa tsy azoko !!! lé namana resahana ve oé ho sipa sa aôna ?
3. ngama ( 27/02/2004 17:04)
Efa hoe olona hifanadalana hoa!
4. rapah ( 27/02/2004 10:31)
aza be fianarana ny pasinay ry i ngama
5. xxx ( 27/02/2004 12:44)
ndao raha hifanadala nefa tandremo sao dia ianao ndray no tsy mahantaty avy eo
6. dolit ( 27/02/2004 14:01)
ZA ko mba mitady namana tena adalabe amin'ny fitiavana an! fa tsy any @18 akory!
Dia inona no azo anaovana zavatra tsy matotra anefa eh!
mahatanty ka! matanjakakely mihintsy ry XXXXXX ah!
OK!
7. fijo ( 28/02/2004 20:46)
mifanalaha ao ary e,ary tandremo sao misy saropiaro an.
8. kitjo ( 28/02/2004 13:59)
hifanadala ka sao tena lasa adala ary.
9. fijo ( 28/02/2004 16:44)
ny ho lasa hendry no tena hatahorana ka.
10. vindy ( 28/02/2004 18:56)
fa i ngama angah mahay manadala?
11. ngama ( 01/03/2004 20:01)
manadala ve tsy hoay ry Vindy a! Izao efa manadala anreo rehetra eto izao ny santionany :D
12. xxx ( 01/03/2004 12:22)
tairo ary jerena ohatra hoe : zah zany te hihaona @ ngama rahapitso
de aiza ny fotoana ??
13. vindy ( 01/03/2004 14:16)
efa nahazo ihany ve ngama? de mbô tantarao hoe, iza io santionany io, de aôna avy le fanadalana, de inona avy ny hadalana vitanareo tany? mba tantarao we: na de visa A aza.
14. fijo ( 02/03/2004 16:43)
visa touriste no hazony ka.ih,ih,ih
15. ngama ( 02/03/2004 19:43)
Za aloha tsy hitantatara e! ze interessé de mifanao fotoana dia miaraka manao adalana .
16. six ( 02/03/2004 11:34)
ka asio santionany aloha d avy eo zay miditra kou!!!!!!
17. ngama ( 02/03/2004 13:22)
Andramo fotsiny fa milay e!
Za tsy maka droit d'auteur amin'le loha hevitra fa tonga de mandefasa iray indray de hitanareo ny vokany :D
18. fijo ( 03/03/2004 09:54)
ohatra aloha e.
19. rfanjav ( 04/03/2004 12:26)
resaka ka atao !!!!
20. six ( 06/03/2004 19:47)
resaka inn?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2579