Maharikoriko

1. oully ( 25/02/2004 18:05)
Nisy niantso aho indray andro izay, dia niteny tamiko ity lehilahy iray fa omeny 20 euros hono aho raha manaiky ho alainy sary ny tongotro ambany. Dia gaga aho sady saika faly fa hoe mpiasan'ny mpanao lamôdy angamba intony ka mety hivoaka catalogue ny tongotro sady ahazo 20 euros.
Dia nitariny teo ny "contrat" ka nampiasa ity fomba fiteny izay tsy mbola ren'ny sofiko hatramin'izay naha-olona ahy ity izy : raha mety koa hono aho dia orony (massage) ny tongotro. Tsy nampaninona ahy hatreo satria hitako hoe mivoana amin'izay ilay rangahy ka mety ho azoko an-tsaina ny tiany hahatongavana.
Kanjo mbola nihitatra ihany, ka nihitatra hatrany .... tsy ho azonareo an-tsaina mihitsy angamba fa nolazainy fa omeny 200 euros indray hono raha manaiky aho ny hihinanany ny malotoko (miala-tsiny amin'ny fomba fiteniko fa ny kaka).
Noheveriko fa ny sofiko no lalondalovana fa tena naveriny soa aman-tsara sady nampiany aza hoe : mbola ataoko lafo kokoa raha manaiky ianao hatramin'ny hihinanako ny rànao rehefa tonga fotoana ianao, indrindra fa ilay mivaingambaingana iny. Sady sérieux be izy.
Saika nihoaka nandoa aho no nanapaka avy hatrany ny téléphone. Noheveriko fa nanofy ratsy aho fa tsy nety tonga saina tamin'ny zavatra henon'ny sofiko.
Nivavaka mangina aho avy eo fa tena acte diabolique mihitsy izany amiko. Nojereko tamin'ny internet daholo ireo termes rehetra nampiasainy fa tena misy manao izany ho asa mihitsy re olona an!
Vokatry ny fandrosoana aty Europe daholo ve izany sa vokatry ny fihemorana ho any amin'ny afobe ?
Dia asa re ra-olona fa tena tsy misy "raha la terre" an !!!
(Miala tsiny raha nanohina ny sasany ny détail nataoko fa tena zava-misy io).
novalian'i eliana ny 02/08/2004 04:02
2. kally ( 25/02/2004 19:00)
Ie! misy tokoa ireo voalazan'i Oully ireo.Raha ny fahafantarako azy dia tafiditra anatin'ilay atao hoe "fétichisme" ireo.Misy ny tongotra no tiany,misy ny akanjo latex rehetra,misy ny atin'akanjo vita @ dentelles sy ny satin,..misy ny firaisana @ zaza no mahafinaritra azy(mampihoron-koditra).
Na eto Madagasikara aza dia mino aho fa misy olona manao an'ireo saingy tsy resahina dia ohatry ny hoe tsy misy.
Vokatry ny inona marina ary re ireo e?
3. voahary ( 26/02/2004 19:37)
asan-devoly izany ry ranamana isany ô!!!! tandremo dia tandremo, ataovy mihidy tsara ny trano rehefa hatory @ alina, aza dia tia mipetra-drery loatra indrindra fa isika vehivavy.... mba ilazao ihnay izahay raha nisy suite n'ilay izy
4. samoina ( 26/02/2004 20:28)
aza misalasala tonga dia maka ny n° telefonany rehefa misy izany satria efa mety fantany tsara ny tenanao. Raha tsy misoratra @ cadran dia antsoy ny birao foibe ary omeo azy ny ora marina ary mametrà fitarainana sao lasany any @ afobeny ianao .
5. vegas ( 26/02/2004 13:20)
Mba loza ko zany! za ko ara saika tsy nino ny zavatra nosotanao fa naveriko novakiana fanindroany mintsy, noeveriko fa ny masoko no pahipahina.
Dé ôtrinona iany ny afarany? na lé 20 euro aza ve tsy nalainao akory?
6. jhouhlambout ( 26/02/2004 18:29)
Ny toe-javatra toy ireny dia tena mampalahelo mihintsy....
Fa ny tena marina dia mihemotra mihintsy (ara-moraly) ao Europe ao.
Satria (paradoxalement) vokatry ny
fandrosoana io!
7. fijo ( 27/02/2004 09:14)
raha resaka fotsiny anie tsy misy dikany sy atao hampatahotra e.izay ny reviny ko.
8. samoina ( 27/02/2004 19:34)
fijo ) miainga @ "fantasme" ny fahasahiana manatanteraka sangy mihoatry ny loha raha ny hevitro
9. sara ( 27/02/2004 20:35)
Oully,
tena mahatsiravina tokoa izany, mivavaha mafy ianao, fa hivavaka ho anao izahay aty @ cellule de prière-nay!
bon courage e!
10. vegas ( 27/02/2004 13:55)
omeo ahy numero-ny fa alefako any ny tongotsokely sitrany ahay mba 20 euro klé. Sa tsy serieux lé olona? tsy vôtery hanaiky ze fangatahiny nge ry oully e! refa lé tongotsa iany no mety aminjy de zay iany zany atao. Ny ahy alou alefako ra ilainy e. Tsy koi na 17 euro fotsiny aza fa ny ahy be volotongotsa be.
11. oully ( 28/02/2004 20:21)
Misaotra n'i sara!!
Tsy nisy tohiny intsony taty aoriana fa vao misy miantso ka mitovitovy @ feony dia tonga dia tapahiko avy hatrany. Dia niezaka nandefa sms foana indray fa tonga dia supprimer-ko raha vao mahita ny numéro-ny aho.
Nolazainy mantsy fa efa nisy vehivavy afrikana izany hono efa miasa aminy amin'izao fotoana amin'io zavatra hafahafa io ka tiany hampiana angamba ny "mpiasany".
Hatramin'izao hitantarako anareo izao dia mbola tsy mino foana aho indraindray hoe nandalo tamin'ny sofiko ve izany zavatra izany.
Tena maharikoriko ry zareo an!
12. fijo ( 28/02/2004 10:31)
ka tsy misy fika ahitana ny misy azy angaha.amin'io N°io.
13. ikaretsaka ( 01/03/2004 12:19)
angaha any tsy mba misy caller id dia mba tarafina aloha izay miresaka @ tena
14. six ( 03/03/2004 19:59)
mety mba te hihinankinam-poana kou izy, d tsy maintsy mividy,
sa mety efa mitaapy
15. donemaskit ( 03/03/2004 09:09)
tsy hoe "mety" fa "tena" mitapy
16. bix ( 04/03/2004 14:47)
tena maharikoriko tokoa izany !! raha izao no naheno izany dia angamba nisy horohorontany be mahatsiravin&a mihintsy Rankizy , fa dia mba mailomailo ihany raha izany fa mety efa ao ambaravarana ao izy,andoroy fati-bolo fa so mboh lasa ihany no sady tsy hiantso intsony eh !tandremo fa ny devoly anie izao ka efa mitady lalana hatraiza hatraiza eh ! mety hiteny indray izy hoe homeo ahy ny pipinao hataoko jus fa homeko 300 indray ianao, tena efa tena misy ange izany ny horera ry reto eh ! mba mailo ihany fa efa ho avy koa izany ny mort vivà tandremo ô, tonga dia ataovy maro be ny karetsaka , fa sao homeny euros maromaro eo ,tandremo ianareo vaiavy manafatra vôzah any ampite itony fa sao die ho aniny eo ny .... dia alainy sary eo ny .... dia... dia .... dia....de...de....aahhhhhhh
17. bix ( 04/03/2004 14:50)
tena maharikoriko tokoa izany !! raha izao no naheno izany dia angamba nisy horohorontany be mahatsiravin&a mihintsy Rankizy , fa dia mba mailomailo ihany raha izany fa mety efa ao ambaravarana ao izy,andoroy fati-bolo fa so mboh lasa ihany no sady tsy hiantso intsony eh !tandremo fa ny devoly anie izao ka efa mitady lalana hatraiza hatraiza eh ! mety hiteny indray izy hoe homeo ahy ny pipinao hataoko jus fa homeko 300 indray ianao, tena efa tena misy ange izany ny horera ry reto eh ! mba mailo ihany fa efa ho avy koa izany ny mort vivà tandremo ô, tonga dia ataovy maro be ny karetsaka , fa sao homeny euros maromaro eo ,tandremo ianareo vaiavy manafatra vôzah any ampite itony fa sao die ho aniny eo ny .... dia alainy sary eo ny .... dia... dia .... dia....de...de....aahhhhhhh
18. ikaretsaka ( 05/03/2004 12:06)
fa maninona aho no atao maro be?
19. jhouhlambout ( 09/03/2004 19:46)
Mba hiarovana ny tanàna!
20. kitjo ( 12/03/2004 12:43)
ieeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1849