'za koa mbô hitady e!

1. xxx ( 20/02/2004 20:05)
mila namana vehivavy tsotra sy matotra mba hiaraka amiko raha mety .valio ao amin'ny rprincis@yahoo.fr
novalian'i ngama ny 12/03/2004 18:41
2. ngou ( 21/02/2004 19:14)
sao dia ra_ brince io
3. pitchou ( 21/02/2004 12:36)
ka sao d vehivavy enao ko!
4. aladin ( 22/02/2004 15:47)
fantatro io bandy io an!
5. six ( 26/02/2004 17:28)
fa toi aloha aiza e! sao d tsy mifanakaiky!
6. fijo ( 27/02/2004 20:27)
mitady miafina izy ko.
7. rapah ( 27/02/2004 10:28)
za kosa tsy pelaka ry six a!















8. fijo ( 28/02/2004 20:47)
asa ko.
9. vindy ( 01/03/2004 14:23)
fa i rapah angah le mila namana vehivavy?
10. fijo ( 02/03/2004 16:57)
angamba ko
11. aladin ( 02/03/2004 10:03)
mila izy izany koh
12. six ( 02/03/2004 11:44)
ka za nga niteny we za ko mtady fa mba teneno fotsiny wa we aty ananona izaho , zay le tiako anontaniana, mbo ataovy tsara ny cv e!
13. fijo ( 03/03/2004 09:57)
izay izany ry sipa isany o.
14. kitjo ( 04/03/2004 20:23)
manorata @i rprincesse@sipa.com ry rprincis an
15. six ( 06/03/2004 10:02)
miady tsara kosa le adiresy an!
16. fijo ( 10/03/2004 11:46)
aza mifananiany e
17. ngama ( 12/03/2004 18:41)
ary kitjo manala azy fotsiny nefa ny ol mba te mitady anjara. efa nahita moa nareo ko! za ko mba mitady ry zareo alefa ao @ sipa@mitady.mg. fa za aty EJEDA an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.327