You are here: home > Forum

compte rendu fety namana

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : compte rendu fety namana
Valiny : 8
jessicac - 18/02/2004 12:24
salut daholo e! tena tsy afaka tampoka zay t@ ilay fety e! nalahelo kely mihitsy fa mba tantarao anay daholo izay zavatra rehetra nitranga tany.raha mbola misy ny manaraka dia tsy hiraty tsony zay!
Valio | Miverina eny ambony
mbolatianakely - 19/02/2004 11:33
tena mitovy isika jessikah
Valio | Miverina eny ambony
hery - 19/02/2004 16:52
Napetrako eto ambany ny tohin'ity forum ity izay hitanisana ny nety sy ny tsy nety tamin'io hetsika io... asa izay no tian'i Jessica ho heno.
Raha tsy izany dia mbola ho avy ny sary mitantara ny zava-nisy tany.

http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m4031f4533a9b8

Hery
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 19/02/2004 19:32
a picture is worth a thousand words hoy ny anglisy
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 20/02/2004 12:17
marina io,ary ampiako hoe,aleo mahita toa izay itantarana.ka amin'ny manaraka dia ataovy izay handehanana,mba tsy hiainoana fotsiny.
Valio | Miverina eny ambony
aladin - 20/02/2004 15:26
Ka raoviana aryle fiaonana manaraka mba andehananay tsy nahatratra e?Ary tsy mety ve raha mba atao sortie indray e!
Valio | Miverina eny ambony
jessicac - 21/02/2004 16:59
ie, zany sortie zany koa zao mety ho tsara be
Valio | Miverina eny ambony
hery - 21/02/2004 19:59
Henoko fa nisy naka sary ilay fety farany teo. Ho avy tsy ho ela ny sary. Betsaka ny niteny hoe nahafinaritra fa ho hita eo ny tohiny.
Fa maninona ary ianareo no tsy mametraka sosokevitra mazava hoe andao indray hanao sortie sns.
Iny fihaonana iny angé namana toa anareo ihany no nanome an'ilay sosokevitra e.
Ok arany. Misokatra ny forum. Midira ao amin'ny Fety sy Fihaonana dia apetraho ao indray ny sosokevitra hoe hanao sortie. Toerana, fotoana sns.
Valio | Miverina eny ambony
maseik - 18/03/2004 18:33
Za koa alo ry jessica tena mitovy hevitra @ aladin hoe de rahoviana indray ny manaraka de aleo sortie indray no atoo e
Valio | Miverina eny ambony