14 ème jour ?

1. nala ( 18/02/2004 19:15)
Mba atoroy tsara hoe ry ry namana ny tena fanisana azy fa tsy dia tena mahay tsara ny tenanay? raha misy dokotera dia mba iangaviana hanazava e.
novalian'i booboo ny 03/07/2004 07:59
2. kally ( 18/02/2004 09:22)
Ny fakàna hafanana isa-maraina angamba no azo antoka kokoa,maka papier millimetré hanaovanao courbe dia soratana isan'andro eo ny hafananao sy ny andro, fa miovaova io,dia miakatra tampoka be izy rehefa 14è. Mila mahavatra aloha e!fa ny olona te-hanan-janaka matetika no mampiasa an'io,ka arakaraky ny ilànao azy.
3. six ( 18/02/2004 11:49)
14e jour après règle anie le izy e! d izay ilàina, raha ohatra ka mbola mahita cahier t@ 3e d ao jerena.
4. hendry ( 18/02/2004 18:28)
Hay moa zany niarana t@ 3 ème? zahay aloha toa tsy nianatra an´zany e, mba manongilan-tsofina fotsiny rehefa misy miresaka momba an´zany eny akaiky eny.
14 ème jour, isaina hatr@ andro voalohany ahatongavan´ny règle fa tsy hoe rehefa tapitra ilay izy vao manomboka manisy. Eo matetika no mahadiso ny mpanisa andro ka ndraindray mifanipaka @ noeritreretiny ny zava-mitranga.
5. dasy ( 19/02/2004 20:43)
tsy mazava amiko ny tinao , tsy te ho-bevoka ve sa te?
6. ikaretsaka ( 19/02/2004 10:16)
te matoa manisa ny 14 ko
7. fijo ( 19/02/2004 11:03)
izao no fanisa azy.manomboka ny regle dia 1er jour izay.sivy andro aoroan'io,dia tsy misy tahotra.(esorina ilay 4 na5 andro misy ra mandeha)dia sivy andro aorian'io indray,raha azo atao STOP.dia ny sivy andro farany mandrapahatongan'ny ra FREE izay revy lasa daholo.
izany hoe ilay 28 andro elanelan'ny reglr roa zarao telo.28/3=27
misy 9 intelo ao.ilay sivy eo ampovoany hialao pa.
8. nala ( 19/02/2004 18:38)
ka raha toa ka tsy 28 jours ny cycle fa miovaova be?
9. donemaskit ( 19/02/2004 13:05)
ilaina étudier-na tsara ny cycles, jerena hoe firy andro no kely indrindra, no lava indrindra dia... tsy tadidiko ny tohiny fa any anaty kahie any.
10. xxx ( 19/02/2004 16:00)
mba azon´i donemskit jerena ve ilay cahier? toa ilaina ilay izy koa.
Na zany aza aloha ry zareo aza dia miantehatra @ fanisana andro loatra fa tsy fixe foana ilay ahatongavan´ny règle ka mety ho voa @ fanisana andro eo. Asa aloha koa
11. donemaskit ( 20/02/2004 20:07)
Tena marina zany ry xxxxxxx !
Lay kahie najanoko tany Dago fa ohatran'zao ilay tao anatiny :
jerena ny cycles fohy (F) sy lava indrindra (L) dia manao kajikajy :
F-18j
L-11j

Eo anelanelan'ireo no tsara tsy hanaovana firaisana raha tsy te ho bevohoka.
12. donemaskit ( 20/02/2004 20:11)
oh :
F=22j ; L=30j
F-18=4j
L-11=19j
Zany hoe : du 4è au 19è jour miafy.
NB : théorie fotsiny io fa mitandrema ihany
13. ikaretsaka ( 20/02/2004 12:11)
marina io... mitandrina ihany
14. nala ( 22/02/2004 16:35)
Izay mihitsy no mahafinaritra aminareo namana ato, ahitana ohatra precis.
Izahay mantsy miafy be satria ttena sady miovaova ny cycle no tsy iray toerana koa dia rehefa mihaona dia sarotra be
15. nananie ( 27/02/2004 10:43)
Ny fanafody anie misy e.
16. nala ( 04/03/2004 15:02)
le fanafody aloha efa teo aho fa iray hadinodino ilay pilina de manjary matahotra tsy fahombiazana de tsy mandry saina mihitsy ary ny iray tsy dia zakan'ny vavoniko loatra le izy de voatery najanona.
17. dasy ( 04/03/2004 15:41)
mipetraka aty ampita ve ianao? asa raha fantatrao ny pilule du lendemain , io akory tsy contraceptif fa vonjy maika, ny tena tsara dia manatona gyneco ary miara mitady izay pilule zakanao, nahoana no tsy mampiasa presevatif ?sa dia kristiana be ...
18. pitchou ( 06/03/2004 14:10)
raha izaho koa aloha dia préservatif no atoroko anao, satria io no ambony indrindra ny fiarovana entina raha tsy hoe angaha rovitra! sady tsy mila fiomanana mialoha.
dasy > ka na préservatif na pilule dia mitovy ihany ko tsy aleo izay sûr?
19. solaloha ( 09/03/2004 18:28)
Tandremo fa misy ny atao hoe ovulation spontanée.Izany hoe na dia ao anatin'ny fadimbolana aza ianao dia efa misy ovule efa masaka miandry ao,ka raha vao miray ianao dia mety hisy ny fécondation ary mety ho bevohoka avy hatrany.NY MANISA ANDRO RAHA TSY TE HO BEVIHOKA DIA TSY AZO ANTOKA SATRIA MARO NY TOE-JAVATRA MISEHO ETY IVELANY METY HANOVANY FIRINDRAN'NY TAOVAM-PANANAHANAO.
Ny tsara dia ny mampiasa fitaovana ihany.Maro ireo vehivavy marariko no tonga tao amiko no tratran'io accident io. RAha te hanana anaka ianao dia ny fanisan'andro no mety indrindra,fa raha tsy te ho bevohoka dia mampiasa fitaovana ihany toy ny kapoty na pilule
20. miranto ( 10/03/2004 14:39)
ka raha olona irregulier indray de ahoana zany hoe misy variation be zany indraindray dans un mois tsy misy mihintsy ary indraindray 27ème de tonga sy ohatra izany de ahoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.302