RATSIMANDRAVA

1. samoina ( 13/02/2004 15:36)
Misy mahatadidy ve ireo kalokalo mampiady rima niforona vokatry ny famonoana ny Kôlonely Ratsimandrava ?
Ohatra iray:
" Nidona moramora
ny teny Antanimora
nan'etotr' isan'ora
ny kapiteny Bora..."
Tohizo izay mahatsiaro ô !
novalian'i ramoul ny 05/04/2004 14:28
2. zzzzzzz ( 13/02/2004 17:07)
Mba misaina ry samoina fa dadatoanay anie i Ratsimandrava,sady Bora koa bandy niara-nibôsy taminay taloha(t@ T2),ka aza atao an'izany fa bandy milay iny.
3. jhouhlambout ( 13/02/2004 17:57)
Za tsy mahatadidy
4. fijo ( 17/02/2004 12:18)
haiko fa tsy tsaroako.ny ahy ny fitsarana iny afera iny no nahaliana ahy..
5. peluche ( 27/02/2004 12:14)
ahona moa le fitsarana ry fijo?
6. fijo ( 28/02/2004 10:27)
tamin'io fitsarana io dia nisy zavatra tena nahatsikaiky.satria dia nisy olona nilaza fa nihaino resaka momba ny famonoana an'io filoha io ary taiza hozy ianareo izy no nihaino ilay resaka.tao ambany latabatra nisy irei niresaka."araka ny filazany"
ary dia nisy an'i brechard koa izay tena nanao show satria raha miteny malagasy ofisialy ny mpitsara dia mamaly amin'ny teny frantsay izy,ary rehefa niteny frantsay indray ilay mpitsara dia mamaly amin'ny teny antesaka izy.izany hoe fitsarana tsy nisy tahotra hoan'izay notsarana akory no nisy,nefa filohampirenena no novonoina.nampahatsiaro ahy ny nisy tany USA tamin'ny andron'i kennedy.
7. jhouhlambout ( 12/03/2004 20:42)
Ka io wa réfa filoha ny vonoin-dry zalahy dé efa misy zavatra tsy mazava be ao, ary olona maro mihintsy no nitetika hamono azy fa ny sisan'izay Mascarade!
8. ramoul ( 05/04/2004 14:28)
Marina ny an'i jhouhlambout nefa na dia mascarade ary mety hamonoana olona iray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5872