valintenin'ankizy

1. ikaretsaka ( 13/02/2004 16:37)
Ireto misy Valintenin'ankizy nanontaniak. sady hihomehezana no tsara heritreretina.

fanontaniako voalohany : Inona ny tsara, Celibataire sa manambady?

Dia hozizy Ilay Rondro izay hoe ho an'ny vehivavy tsara ny single , fa ho an'ny lehilahy tsy mety satria tsy maintsy mila olona izy hikarakarana azy (valitenina zaza 5 taona)

Fanontaniana faharoa: Fa maninona no tsy maintsy mifampitantana ny mpisipa kay?
Valintenin'i Toavina (6 taona)
Mba te ho sure ilay lehilahy fa tsy very ilay peratra lafo be iny dia tazominy foana ny tanan'ilay vehivavy
novalian'i six ny 03/03/2004 13:06
2. fijo ( 13/02/2004 16:48)
misaina loatra izany zaza izany kle.
3. donemaskit ( 13/02/2004 10:10)
ny cerveau an'reny nge miasa lavitra noho ny lehibe e !
4. jhouhlambout ( 13/02/2004 17:44)
Zany hoe ny lehibe zany tsisy imagination intsony....
5. donemaskit ( 13/02/2004 17:56)
misy fa kely !!
6. pitchou ( 15/02/2004 09:58)
mahavariana marina ny zaza an!
7. ikaretsaka ( 15/02/2004 18:03)
fa resa jaza ihany.. fa nisangisangy t@ ankizy irey zay aho dia ireto hono no tsy azo atao:
Ilay Rondro (5 taona ihany no nanontaniako)

-Raha te hangataka sakakely @ Ray amandreny hono dia mody Soavaly aloha angatahana.

-Raha tsy te Haratra dia Tandremo ny manao batisa saka
8. ari.malala ( 19/02/2004 18:01)
ankizy efa lahibebe ihany angamba iny eo @ 13 taona eo, ny fahalalany ny atao hoe olon-dehibe dia na efa manana sipa na efa manambady sy mananjanaka! hafa kely!
9. fijo ( 20/02/2004 12:18)
ary ilay hoe efa misotro kafe,dia efa lehibe izany.bandy kely tany mahajanga
10. kitjo ( 21/02/2004 14:53)
ataon zaza mirediredy dol ny lehibe ato marina
11. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:06)
ka le fon-jaza anie ry kitjo amin;ilay izy hoe tonga dia tsotra ia marina matetika ny lazainy e
12. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:06)
ka le fon-jaza anie ry kitjo amin;ilay izy hoe tonga dia tsotra ia marina matetika ny lazainy e
13. six ( 03/03/2004 13:06)
sy le hoe za efa lehibe satria efa manao ny fanaon'ny olon-dehibe...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0985