radiogasy

1. dasy ( 11/02/2004 13:48)
ho an'i hery ,
hijanona hono ny radiogasy.net fa lafo loatra ny " bande passante"nampalahelo izany satria anisan'ny fitaratra malagasy io, efa lasa koa i tvonline,i matvonline mbola ao nefa handohavana izy io ,ahoana i serasera tsy tokony hatao toa io ve sa ?tsy dia zatra manao " dons " loatra isika
novalian'i hery ny 25/02/2004 19:49
2. hery ( 11/02/2004 14:01)
Salut

Ny eto @ serasera dia mbola misy fotoana ihany mandeha ny hira. Somary nijanona kely fotsiny izy tato ho ato fa nisolo machine. Ho hita eo ny tohiny. Fa ny tato koa dia gratos foana hatramin'izay kah...
Ilay hoe tsy ztra manao dons loatra isika dia marina satria zavatra tsy manahirana akory aza ohatra dia mbola vitsy ny manao azy. Ohatra hoe cliquer-na indray mandeha isanandro io bannière publicitaire io.
Mazotoa e.

Hery
3. xxx ( 11/02/2004 14:09)
efa ni clique aho anio fa rapitso njay zany
4. xxx ( 22/02/2004 18:41)
Hery: tsy mety angaha raha mba atao misokatra amin'ny fenetre hafa ilay izy fa ndrandray maika dia voakatona koa ilay serasera

5. hery ( 25/02/2004 19:49)
Nisy lohahevitra vaovao nosokafana indrindra mikasika ny Radio Vazo Gasy.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewtopic&topid=t403cfebef1bac

Dia mba mandraisa anjara ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1284