Sarimihetsika Momba an'i Madagascar, Steven spielberg

1. ikaretsaka ( 11/02/2004 13:29)
asa raha efa henonareo fa miara miasa izao iny studio Dreamworks (ilay nanao an'i Fourmiz sy i shreik) sy ilay realisateur malaza Steven Spielberg dia namokatra film vaovao hoe Madagascar ny titre ny.. Tantarana Lion sy zebre saika ho alefa any @ Zoo any New York no lasa naufrage ilay sambo dia tonga tany madagasikara... Dessins animes fa tsara ho jerena e!
novalian'i kitjo ny 05/05/2004 13:25
2. xxx ( 11/02/2004 14:25)
http://www.dts.mg/newmag/pages/nouveautes.htm
3. donemaskit ( 11/02/2004 17:44)
revy be io e!! efa ela no niandrasako an'izy io, @ mai vao mivoaka any @leisany any raPikla a! aza tantaraina a!

NB : tsy miara-miasa izy, fa tena cofondateur an'ny Dreamworks mihitsy Spielberg
4. ikaretsaka ( 12/02/2004 14:17)
Ho an'izay mampiasa Apple macintosh ka manana quicktime pro dia efa mandeha ao ny banbde annonce an'ilay izy... no comment aloha sao torana eo i maskita
5. donemaskit ( 14/02/2004 20:34)
zao no mandiso fanantenana a... !
6. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:29)
mbola vao bande annonve zao...fa tays ratsy ilay "computer renderings" aloha ka
7. donemaskit ( 15/02/2004 13:56)
tena tsisy ho an'ny pc ve ?
8. ikaretsaka ( 15/02/2004 18:13)
tsy haiko indray izay fa raha mampiasa I-life ka mampiasa quicktime dia mandeha ao @ .mac dai jereo ao @ movie trailer.. az aomena tsiny fa PC-illetre e
9. ramoul ( 26/04/2004 16:11)
zany film zany ve de tsy hisy ôrera klé(Spielberg producteur des films horreur)
10. ikaretsaka ( 03/05/2004 00:10)
tsy voatery ko..
11. kitjo ( 05/05/2004 13:25)
aiza kosa e
resaka biby k, fa tsy alien an,ihhiihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4133