ndao ry reto hihaona a!

1. xxx ( 11/02/2004 19:47)
ndao ry reto hihaona fa sika miresaka nefa tsy mifankahalala akory a
novalian'i booboo ny 01/07/2004 11:49
2. xxx ( 11/02/2004 11:20)
Alefaso ny fotoana ary e! izaho koa efa mangidihidy
3. hery ( 11/02/2004 12:40)
Hihaona amin'ny namana?

Raha ao Antananarivo sy ny manodidina dia mandehana eto ambany

http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m401a96348d9b5

RAha any Frantsa sy ny manodidina dia
http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m4003a185b4ac7

Raha ohatra mou ka te hihaona manokana dia mifametraha fotoana ary aza atao anonyme raha te hihaona amin'ny namana.
4. fijo ( 12/02/2004 11:16)
misaotra rahery.
5. maseik ( 18/03/2004 17:16)
Izahay alou tena mazoto ami zany fa sady mba te ahafantatra ny namana rehetra koa, indrindra enao manome sosokevitra io satria ny ahafantaranay anao zao de xxxxx ka atoko fa tena mety tokoa ra mihaona fa de karakarao dieny zao koa e de ilazao ny tohiny
6. ramoul ( 21/04/2004 17:31)
marina mihitsy zany ry maseik
7. booboo ( 01/07/2004 11:49)
oh toa tsisy tohiny ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1076