ianareo ve efa nahita film X gasy?

41. donemaskit ( 14/04/2004 22:40)
... miandry fanazavàna ary isika
42. xxx ( 15/04/2004 14:51)
tantaraiko ilay tantara taty Antsirabe no niseho ilay film fa tsy teneniko ilay toerana
aoko mba samy hamaky tsara ianareo .Nisy mpivarotena iray niaraka tamin'ny bandy iray dia niaraka ry zareo samy tsy mahalala na inona na inona kay tao amin'ialy efitrano niarahan-drizareo nisy camera niafiana dia izay olona nanao ny tsy fanao tao dia tratra daholo dia lasa miteraka resabe aty Antsirabe io film io amin'izao satria tezitra daholo ny olona izay tafiditra tamin'io tantara io "REVY GASY" no titrany izay miparitaka be @izao fotoana izao
mialatsiny raha tsy manono anarana fa ifanenjehena izay tratra aminio
43. donemaskit ( 16/04/2004 13:33)
nisy an'zany ve lé ?! mbô tsy vanona lé olona marina... fa couples vrakiny be zany no azo tao ?
44. donemaskit ( 16/04/2004 18:58)
lasa vedety e !
45. jhouhlambout ( 16/04/2004 19:34)
Raha manao an'izany ry zareo dia tokony mba nisy consentement-n'lé olona aloha fa tsy ataotao fotsiny nefa tsy nisy nanaiky!!
46. fijo ( 25/05/2004 23:02)
efa nahita roa aho tany fa tsy pro ilay sipa.ary ny fahitako azy dia vola fotsiny satria,tsy ao mihintsy ilay feeling hoe tia ilay izy.eto france koa moa dia misy roa vavay no hitako amin'ireny filmn'ny canal + ireny.
47. kitjo ( 26/05/2004 03:13)
grave zany!
48. donemaskit ( 26/05/2004 19:27)
eh! tsy mahazo canal + moa ny bandy... tsss !
49. jhouhlambout ( 27/05/2004 07:34)
f'angaha canal+ mampiseho ireny?
50. donemaskit ( 27/05/2004 08:12)
misy an'lé Journal du X zay raha tsy diso ah, Clara Morgane no animatrice (raha mbola misy ilay émission!)
51. nanasy ( 29/05/2004 09:48)
ary nareo ve efa naita n le X gasy jouén'i rakiki sy mima(DJ sissi),tena misy io fa tsy lainga
52. ikaretsaka ( 29/05/2004 20:10)
amidio na asehoy raha misy kle sap tsaho indray.. izahay tsy mino izoa raha tsy mahita
53. donemaskit ( 30/05/2004 09:08)
Rakiki sy DJ Sissi ve lé ?!! zany ve tsy hampitahotra ?!
54. nanasy ( 01/06/2004 07:29)
mampitaotra aona fa tena misy ono le izy fa za mbola tsy naita fa bandy akamako no efa naita de za tsy mino fa ampindraminy ana ono le cd de oitako fa miconfirmé a ra tena izy.Fa mety marina iany zany fa reny ef tena niaraka mintsy taloha
55. xxx ( 30/06/2004 18:04)
efa misy koa hono ny an'i poopy sy Din rotsaka,fa za koa mbola tsy nahita,fa manantena ny ahita
56. teboka ( 04/07/2004 13:37)
Sarotra be ny hijery an'izany.
57. zaira ( 19/05/2005 08:20)
ari.malala:

Toa tsy misy ko! za alo tsy mbola nahita ê!



tena tarahiky be ila aho manana mbobaka be raha hijery saingy aho aty paris
58. gasitiako ( 29/09/2005 05:30)
iza no tena mpanely tsaho tsy marina ato e, hofoanako ity takelaka ity raha mbola miteniteny foana sy manaratsy olona ato lisany a, manala baraka olona fotsiny,kentrina!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2631