LISITRA IZAY HO AVY @ RNS

41. kitjo ( 22/03/2004 13:48)
hahhaha
za gaga
ngah any Bira misy RNS?
42. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:39)
misy Vichy gasy any ka
43. dd ( 23/03/2004 15:19)
tss .. zah wa ralay efa ela no niteny fa tsy afaka amin io! ...
fa d ento eto ny tatitra hovakianay an!
44. nananie ( 26/03/2004 12:24)
Ay kay 10 et 11 le izy? Tena tsy hafaka zay e!Paska tsinona io dia efa nisy progany e! Dommage, nefa @ io no mba hita @zay ny namana! Oumfff!
45. kitjo ( 26/03/2004 15:04)
anseee
46. nirinagirl ( 01/04/2004 08:01)
SALUT DAHOLO!
ary mba omeo num de tél_na hotely(tsy 5 étoiles kosa fa ze tsy lafo loatra fa étudiant moa ny tena ;-) !!) na formule 1 fa zay te hande fa tsyhay hoe aiza no hatory !!!misaotra mialoha!
47. ralay ( 02/04/2004 04:10)
Salut nirinagirl
Izao ve nareo vao tapakevitra ny handeha.Tsy manana numero tel hotel izahay fa jereo @ internet fa sarotra be ny fandehan'ny hotely any amin'io. Tsy hoe manakivy aho fa asa raha mbola mety hahita hotely mora² ianao fa ny zavatra ohatran'izao dia moi se fevrier fia efa feno daholo ny hotely premiere classe na formule 1 ireny.
Bon courage
48. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:48)
raha maromaro ny kil
49. sipagasy ( 04/04/2004 18:03)
fa tandremo fa mbola somary mangatsiaka ihany ny alina annnn ataovy mafana ny bodofotsy, ok any izany mifankahita é!
50. ikaretsaka ( 04/04/2004 22:48)
ato kao ny rechaud dia apirehetina rehefa mafana
51. ralay ( 05/04/2004 08:07)
SALUT DAHOLO NAMANA
NY FOTOANANTSIKA REHEFA TONGA ANY VICHY IZANY DIA ANY AMIN'NY TOERANA HANAOVANA NY OUVERTURE NY RNS KA AMIN'IZAY NO MANAPAKA IZAY FOTOANA HIARAHANA SY HIRESADRESAHANA. NY FOMBA HIFANKAHAFANTARANA DIA SAMIA MITONDRA TARATASY FOTSY MISY SORATRA HOE "# NAMANA " FOTSINY ENY AN-TANANA NA TSY ATSANGANA AZA NY TANANA DIA VAO MAHITA OLONA MITONDRA TARATASY FOTSY DIA MANANTONA MANONTANY AZY FA METY HO NAMANA IZY. METY HISY FIANTSOANA ATAO @ MICRO IHANY KOA .
Koa dia mirary antsika ho tongasoa any an-toerana daholo e!.
52. ralay ( 05/04/2004 08:08)
SALUT DAHOLO NAMANA
NY FOTOANANTSIKA REHEFA TONGA ANY VICHY IZANY DIA ANY AMIN'NY TOERANA HANAOVANA NY OUVERTURE NY RNS KA AMIN'IZAY NO MANAPAKA IZAY FOTOANA HIARAHANA SY HIRESADRESAHANA. NY FOMBA HIFANKAHAFANTARANA DIA SAMIA MITONDRA TARATASY FOTSY MISY SORATRA HOE "# NAMANA " FOTSINY ENY AN-TANANA NA TSY ATSANGANA AZA NY TANANA DIA VAO MAHITA OLONA MITONDRA TARATASY FOTSY DIA MANANTONA MANONTANY AZY FA METY HO NAMANA IZY. METY HISY FIANTSOANA ATAO @ MICRO IHANY KOA .
Koa dia mirary antsika ho tongasoa any an-toerana daholo e!.
53. samoina ( 05/04/2004 09:55)
Izahay mpandray anjara kanetibe angamba Ralay tsy mahatratra ouverture fa @ 12 ora any vao tafagadona ao Vichy. Tonga dia mikatroka ao @ boulodrome mandram-pihintsana !
54. ralay ( 05/04/2004 20:37)
Salut Samoina
Tsy olana izany fa omeo ahy ny anaran'ny ekipan'ny namana mapanao kanetibe sy ny anaranareo telo dia raha misy pancarte @ filaharana @ ouverture dia alaiko ka izay namana present eo no asaiko milahatra misolotena anareo. Alefaso @ adiresiko ralay@serasera.org raha tsy manahirana dia asio N° tel koa azoko hi-contacter-na anareo
Sa ahoana hoy nareo.
Valio haningana
A+
55. sipagasy ( 06/04/2004 19:02)
Izaho aloha vonona ny hitondra ilay pancarte fa ny zoma alina izahay dia efa any é! tsy haiko aloha fa hanahirana izany mitondra ttsy fotsy izany fa izahay miaraka @ ankizy ka sady atao ankelika ny saribakoly na eny an-tanana ny biberon kouuu hi!hi!hi! ho hita eo ihany é! jereo ato ny sariko dia ho hitanareo any aho é! hi!hi!hi!
56. ikaretsaka ( 06/04/2004 19:10)
manaova amboniny fotsy daholo ary na asio foulard amin'ny tanan'akanjo ny vavy moa manao satroka fotsy na bandana fotsy ny lahy
57. ralay ( 07/04/2004 07:15)
Sipagasy
Biz njy
Tsotra izany fa ny zazakely no asainao mitazona ny taratasy fotsy misy soratra hoe namana e na fonosy an'iny ny biberon azo atao koa.
Bye
58. ralay ( 07/04/2004 07:19)
ikaretsaka salut
Mety ho betsaka ny manao ambony fotsy fa aleo @ io taratasy fotsy io ihany e. Ny foulard sy ny bandana fotsy kou mety ho sarotra ho an'ny tsirairay ny hanana an'izany fa ny feuille blanche no tsotra indrindra refa eny an-tanana na atao rouleau aza ilay izy dia efa mety.
Bye
59. ralay ( 09/04/2004 05:43)
Tonga ity ny fotoana ry namana ka dia manantena antsika rehetra ho tongasoa any an-toerana daholo. Mirary koa ho an'ireo izay tsy afaka mba hanao fetin'ny Paska sambatra. Mandra-pitatitra indray ary isika e.
60. zk ( 10/04/2004 07:40)
de mahazotoa ary de mahavita be e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5127