LISITRA IZAY HO AVY @ RNS

21. fijo ( 28/02/2004 09:16)
salut e,dia ahoana ry zareo a,hanao ekipa namana izany isika sa ahoana.raha hanao mantsy dia mila fanomanana kely ihany e.
22. ralay ( 28/02/2004 18:43)
salut
dia apetraka aminao izany ra fijo ny fikarakarana sy ny fitadiavana ny olona zay ho ekipan'ny namana raha vonona hanao ianareo fa izaho efa raikitra @ taranja hafa
23. ikaretsaka ( 01/03/2004 12:24)
fijo, ralay.. efa 2 nareo ireo izao koa.. asiana 3 eme dia raiketo ny boules ko
24. ralay ( 01/03/2004 13:40)
ikaretsaka
zah efa manao sport hafa ka tsy mety fa mety mifanindry ny fotoana hanaovana azy
25. fijo ( 03/03/2004 10:29)
izahay sy samoina efa ok ka,fa mila iray hafa.dia tokony milaza izay namana mbola tsy manao sport hafa nefa te handray anjara.ny basket anie izao mila 8 dia hafaka ampiadina e.mba manala azy fa aza matahotra e.
26. oully ( 03/03/2004 09:37)
Izaho ry zareo mba te ho tafiditra ao anatin'ilay ekipa fa inona no sahaza anay an? Na dia hoe hameno isa fotsiny aza!
27. samoina ( 09/03/2004 15:34)
Nanao fanazaran-tena niaraka voalohany ny namana fijo sy samoina t@ faran'ny herinandro lasa(lalao kanetibe ). Nahafinaritra ny fihaonana satria tsapa fa nifanaraka ny onjam-peo. Hafotaka ny lalao ao @ kianja mitafon'i Vichy raha izao no mitohy...
28. ikaretsaka ( 09/03/2004 17:29)
i oully asaina manao pointeuse fia i samoina manao milieu dia i fijo tireur.. dia ny fiaraha milalao no zava dehibe!
29. ralay ( 09/03/2004 19:42)
salut samoina sy fijo
Raha te hanao competition ianareo @ io dia contacter vo ny "cen" @ fisoratana anarana fa sao tara jereo ny siten'ny rns fa misy ny adresse ny contact ao.De mazotoa e
30. xxx ( 10/03/2004 12:13)
aza matahotra fa zahay koa ho any e!misy 4 zahay miaraka @ ankizy kan
31. ikaretsaka ( 10/03/2004 16:36)
raiketo izany ry zalahy any... miatomboka @ boules aloha ny ekipen'ny namana.. lasa FC namana eo no champion de mada @ kitra na na Namana NBA atsy ho atsy... iza no mahalala
32. fijo ( 11/03/2004 11:10)
tsy maninona fa atomboka amin'ny kanety be ary aloha ny ekipan'ny namana.fa amin'ny manaraka dia ezahana hitarina amin'ny taranja hafa.fa tena nilay ny fanazaran tena niarahanay sy samoina.
33. ikaretsaka ( 11/03/2004 11:24)
dia iza no mpitifitra de iza no mpaka points?
34. kitjo ( 12/03/2004 14:18)
fijo kosa ngamba tireur e.sa?
35. oully ( 19/03/2004 17:56)
raikitra zany fa dia efa pointeuse aho an! mer'si ikaretsaka :)
36. dd ( 20/03/2004 15:49)
mahafinaritra ny resaka eto, ary inoako fa mbola hahafinaritra mihoatra noho izany ny fihaonana any vichy!
ataovy kely fintina hoe iza avy le hoavy e!
ralay, fijo, ikaretsaka, oully sipagasy sy ry ds zany zao no siora !
d iza koa ...?
37. kitjo ( 20/03/2004 17:22)
hhaha,ngah ikaretsaka ho any?mba raiso eto za,
sa misy solontena?hhmm
38. ralay ( 21/03/2004 16:00)
Izy daholo ireo dd fa aza hadino i , bi7, hery, mihanta, sns izay tsy nitonona anarana raha tsy tonga any.Ary i dd nga tsy ho avy e?...
39. ralay ( 21/03/2004 16:01)
Izy daholo ireo dd fa aza hadino i , bi7, hery, mihanta, sns izay tsy nitonona anarana raha tsy tonga any.Ary i dd nga tsy ho avy e?...
40. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:14)
za tsy ho any ka.. sao misy manantena... raha ho any vichy za de tonga any bira
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6953