You are here: home > Forum

zahay ve very sa latraké?

Lohahevitra : Diaspora
Fitohizan'ny hafatra : zahay ve very sa latraké?
Valiny : 5
taratra - 08/02/2004 19:55
rehefa nandinika ny tenako izay aty ivelany aty dia traroko fa tena tsy misy mirara mitsy,any ka na atram'i passeport-nay zay lany aza ka alefa any dago de ela be zay vao vita.....fa aiza ny fanjakané?sa zahay de tsy mba gasy ko?
mbola maro zao ny passeport zay tsy vita atram'zao fa mbola tazom'reo any fona....ka mba mitaraine...izahay aty...satria mantsy zahay aty tsy misy ambassade.
mba jereo ny tanora malagasy r'reto an.
Valio | Miverina eny ambony
ralay - 10/02/2004 17:57
salut taratra
Fa aiza aloha no misy an'i taratra ary azavao tsara koa ny olana mahazo anao fa tsy dia mazava loatra, izany hoe efa passeport vao² ve no lany daty sa mbola ilay passeport taloha soloana vao²?.
Ny valiteny azoko omena anao dia nanolo passeport taloha ho passeport vao² koa aho dia 2mois dia vita tany @ consulat Marseille no nanaovako azy.
Valio | Miverina eny ambony
ralay - 10/02/2004 18:00

kitjo - 04/03/2004 17:54
f enao aiza?tsisy embassade v/ na consul koa?make sure oe sy hors planete fts
Valio | Miverina eny ambony
ramoul - 02/04/2004 14:23
Ny hors planet aloha tsy hisy fa ny hors liste no tena hatahorana amin'izany mahazo an'i taratra zany.
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 02/04/2004 20:48
marina
Valio | Miverina eny ambony