poesia mampihomehy

1. monakely ( 08/02/2004 17:46)
A B D, any am-pasana voa mikidio
Bonjour Madama Ravao tratry ny tam-baovao.
Inona izato maresaka
Ny lanitra hono nitresaka
Andeha ho aizao izato Màdy?
andeha ho any Paris?
Inona no hatoa any?
Handeha hangarom-bilany
Hitondroa ary aho raha mahità
Hitondrako ny bara lemita
Tsofirano ary aho mba ahazo
Hozoniko mafy dia mafy
Mandra-pahatonga an an-dafy
Ity tena boto mpanozona
Halako sahala amin'ny trozina
Ity tena boto adala, oh sahala

Io poésia io dia tami'ny andronay mbola kely ka tsy dia haiko loatra ny manoratra azy fa mampihomehy
novalian'i olly ny 16/05/2004 17:27
2. hery ( 09/02/2004 11:20)
Bonbon sigarety
Sigarety tokana
Mihetsika bômbô sigarety
Mihetsika bombo sigerety
Nisy ankizy vavy iray
Niaraka taminay
Nangoraka ny foko
Ny anarany Tsy adinoiko
...

Tsy hitako mihitsy hoe inona no tena idiran'lé bonbon cigarette amin'ilay izy... kanefa dé nafana fo ery nihira azy.
3. kally ( 09/02/2004 11:43)
Varavarakelinay anankiroa
Ny alikakelinay mpiray tampo a!
Iny dadatoa
Nitondra gisa roa
Ny iray nohanina
Ny iray najanona
Kendan'ny taolana ikala Zanina
Avela ho any fa tenda-kanina!
4. pitchou ( 09/02/2004 13:07)
io nene poulette
ni na no
ninana baguette
la fago
niake niake scarablé
c toi bébé
vôlera manger

efa taty aorina be vao hay ilay tena izy!!!
5. tenio ( 10/02/2004 16:15)
N'importe quoi
6. kally ( 10/02/2004 16:25)
Mikisaha teo ange ry tenio f'aza manimba ny tsianjerinay eo a!
7. fijo ( 11/02/2004 12:05)
tenio a,rehefa tsy mahay hoatra ahy,dia mba mankafy izay vitan'ny sasany aloha.izany an.
8. kally ( 11/02/2004 10:50)
do!do!do -
-Iza izao?
-izaho mpangalatra palitao
Palitaon-dramiaramila
Miaramila milanja basy
basy navoakan'ny fanjakana
....................................
Tsa tadidiko tsony ny tohiny fa izay mahatadidy tohizo.
9. lanto ( 11/02/2004 11:38)
la misy mammé
zavatso anao
k'nga miteny hoe
atôvy be da be

hihi fantatro fa hainareo f'io aza mba haiko kou :)
10. donemaskit ( 12/02/2004 12:52)
remix :

ra misy manoméééééé
za va tsou anao
kingà miteny hoéééééé
fa iza moa ianao ?
11. xxx ( 12/02/2004 13:39)
Tohin'itsy ambony:

Ny akoho misotso lano
Rabe magely eo
Ambia ange tazano
Diniho sy jeleo!
12. lanto ( 12/02/2004 14:08)
hihihi (miala sakana) !!!!
13. hery ( 13/02/2004 19:29)
Aminaa
Amina a
Diatôné
Alé zoma
Cela a a
Alé matory sé Paskalina
Zimba we
Jean Claude
Zisy be
A la rônde, a la ronde
Zisk'en haut

ô ra sipa a
ô rasipa a
nankaiza ny valin'
ilay taratasy
nomeko anao
omaly maraina
....
tsy tadidiko intsony
14. kally ( 13/02/2004 20:12)
Tohin'ny aminan'i hery

...iza nanoratra?
Zanahary
aiza mipetraka?
any ambohijanahary
raha tsy valiana dia mampalahelo
raha tsy valiana dia mampalahelo
Rasoa ô!ô!nankaiza rabe?
Lasa nanjono
Inona no azony?
Saobakaka
Iza no nihinana?
Ikala Voahirana
Ny ankizy manao un deux trois
Môpera miambozona lakroa
Ny ankizy manao iray roa telo
Môpera variana manisin-delo!
Ny ankizy manao ze d'elastik
Môpera variana mikôty sipa
15. lanto ( 13/02/2004 11:48)
Hihihi
Izao indray ny ahy ny tohin'ny any hery ry kally :

Nankaiza ny valiny
ilay taratasy
nomeko anao
omaly maraina
tam firy
tam valo
iza nanoratra
zanahary
aiza mipetraka
any ambohijanahary

raha tsy valina de mampalahelo
raha tsy valina de mampalahelo

mompera varina mitazona lakoroa
ny ankizy manao un deux trois
mompera varina manisin-delo
ny ankizy manao isa roa telo
mompera varina manondrotra patalou
ny ankizy manao aouh ! aouh !

dinina ninette di na nô
sur sa vaguette trois vagô
nete nete dominô
veloma hono ise
hoizy olga
a b d
ianao de makôsà

de nande hono de nande
de nande tam'ny arabe
arabe feno vatokely
vatokely marangi-doha
de nandalo hono le vazà
de niteny hoe comment
de novaliko hoe ça va
de nandalo ny rôplina
ka nandatsaka taratasy
inona no vakin'ny taratasy ?
un plus et virgule a
kodirana eftra ny tômôbila
tsy misy mahavita ny vitan'i jules

raozy mavokely
ampiana dallia
veloma hono ise
hoizy olga


Fa ny tena mampihomehy de samy manana ny fitadidiavany azy daholo an ! Ary tamin'izany mizesta be hoe mahay zavatra (teny vazà) hay niteniteny foana ! hihi
Fa ny ankizy amin'izao toa tsy manao amina intsony e ?

16. naritsimba ( 13/02/2004 12:20)
rija rija manatody
zà pôlisy elà totozy
17. samoina ( 13/02/2004 15:19)
Rafotsibe 3 lahy
No nanenjika kisoa,
Ny kisoa anefa tsy azo
Fa lasa nihanik'hazo !!
18. kally ( 13/02/2004 16:13)
Voromailala misidina ambony
nankaiza i malala no tsy hitako intsony
rôplanina galery
tsofin'ny rivotra dia mikodia.
19. donemaskit ( 13/02/2004 17:57)
Iza no tiako
aminareo 3 vavy ?
ity no tiako
fa matavitavy !
20. hery ( 13/02/2004 18:32)
Zahay tsy mivily na iza na iza
Zahay tsy matahotra mason'ankizy
Na lehilahy na vehivavy
Na mahia na matavy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2931