Tenin-jaza

1. kally ( 07/02/2004 12:44)
mampihomehy mihitsy ireny zazakely ireny indraindray fa mamoaka zavatra tsy ampoizina.
Samia ary izay efa niara-niaina t@ ankizy kely mba mizara izay nampihomehy azy eto e!
novalian'i fara ny 24/11/2005 14:12
2. donemaskit ( 07/02/2004 12:59)
ilay "hena" ataony hoe "kena" satria maheno an'ilay hoe "mihinan-kena"
3. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:02)
Voatabia lasa hoe"By" sisa dia ny kiho lasa hoe lohaliky ny tanana .. dia le niece keliko zay rehefa hividianana jus de hoe mahazo sotroina akaiky ve ? = tohofana @ tavoahangy rehefa misotro
4. doris ( 07/02/2004 19:29)
ny ankizy à ankapobeny dia mampifamadika ny g/d sy ny r/l
voalavo = zelavo
reniny = leniny
5. donemaskit ( 07/02/2004 19:44)
zandrinay : "ny tômôbil-nay mahery bê, mitete mints ny menaka"
6. ikaretsaka ( 08/02/2004 10:44)
miborotsaka de ataony hoe mibolotaka
7. kally ( 08/02/2004 13:07)
Hoy ilay zazakely izay :"jerendry fa lava be ny feko,tonga hatrety amin'ny silipiko"
8. lanto ( 08/02/2004 16:14)
Hoy le radokely izay rehefa vita ny pipi hoe : "...laniiiyyy...."
9. lanto ( 08/02/2004 16:16)
Mbola rado ihany! Tsy tia vary amin'anana dia hoy ny dadany hoe "peho letsy io fa aza miavona izany a !" ; dia hoy i rado : "zaho ho'a tsy tia "peho" !!!
10. ikaretsaka ( 09/02/2004 20:28)
hoe "hisotro rano" dia hoe "hitoto nano"
11. hery ( 09/02/2004 11:19)
Nisy an'i Dadasy izay tsy hoe mahantra fa zatra mitsindroka... kinanjo indray andro noraisin'i Rakoto planton ny mofo sakay nilatsaka avy any @ 2e étage... tara i Dadasy... dé hozy
"Oay ty latoto mitsinjoka mofo tatay"
12. mity ( 09/02/2004 09:06)
Hoy i Toavina : pôpôbile
De hoy ny dadany: inona tsara hoe leitsy?? (sady mihomehy)
Toavina : pôpôbile
Dadany: avereno Tsara hoe Toavina??!!
Toavina : "pôpôbile" (sady efa mangarika)
De hoy ny dadany : avereo ihany hoe!! (sady efa mbola mihomehy ihany)
Toavina : "voiture" re eee!!!!
13. donemaskit ( 09/02/2004 10:03)
ha! ha!
14. ikaretsaka ( 09/02/2004 12:55)
ny an'ilay Maeva kely izay .. t@ ireny cyclone teo ireny... ho'zy hoe misy "livota be de zay tatan'nonana"
15. pitchou ( 09/02/2004 13:02)
nizatra niteny frantsay t@ ny ankizy kely ilay ramatoa, dia niantso an-janany indray andro:"viens ici doudoune" dia hoy i doudoune "izaho tsy viens fa je mbola joue avec tahina!"
16. kally ( 09/02/2004 14:44)
Zazakely hafa: "Hono ho'a neny,taminareo sy i dada mbola kely dia iza kay no natao dada sy neniko?"
17. kally ( 09/02/2004 14:46)
Zazakely hafa: "Hono ho'a neny,taminareo sy i dada mbola kely dia iza kay no natao dada sy neniko?"
18. pitchou ( 09/02/2004 16:33)
"poika!!!! izaho moa neny avy teo @ fotran'i neny no teraka o???"
19. fijo ( 13/02/2004 10:10)
zaza kely iray,te hisotro rano lery dia hoy izy:"popy"satria atao anaty kopy.
ary rehefa te hikaka i lery dia hoe:"gagame"gabone io.
20. ikaretsaka ( 13/02/2004 16:26)
Ilay hoe za hividiano sambos sy compose aza lasa hoe bosy pompose!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1505