Mitady mpihanatra tao @ Providence Amparibe...

1. nananie ( 06/02/2004 14:41)
Salut daholo!

Sao dia mba nisy mpihantr'i Providence Amparibe ianareo?(Classe de 7° tamin'ny 1992 na 1993).
novalian'i sipagasy ny 20/04/2004 17:28
2. ikaretsaka ( 07/02/2004 11:23)
raha T1 t@ 81 dia ity aho
3. jhouhlambout ( 11/02/2004 17:19)
e! tsy misy T2 St Michel ve?
4. ikaretsaka ( 12/02/2004 20:08)
Za ka
5. myangaly ( 13/02/2004 11:46)
izho izy fa misy inona
6. myangaly ( 13/02/2004 11:47)
izho izy fa misy inona
7. fijo ( 17/02/2004 11:18)
nananie ve mahafantatra an'i hoby.nipetraka tao tsimbazaza?
8. nananie ( 26/02/2004 19:38)
Nisy Hoby izay fantatro fa tsy haiko na nipetraka tao Antsibazaza izy.
9. fijo ( 27/02/2004 20:28)
nanana zandry kambana izy?
10. nananie ( 27/02/2004 10:19)
Raha tsy diso aho, toa mianadahy fotsiny ry zareo.Manana zoky lahy izy.
11. fijo ( 28/02/2004 20:49)
ie nianatra tao amin'ny st michel
12. ikaretsaka ( 03/04/2004 18:30)
tsy za zany!
13. sipagasy ( 20/04/2004 17:28)
fa ataon'i jijo inona i hoby?? sao dia mahamasina fa tsy tsimbazaza? manana zandry lahy 2 izay, ary mpankafia itony mozika mavesatra itony??(hard rock)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5522