Crampe.

1. nananie ( 05/02/2004 12:21)
Salut!

Nareo ve reto rehefa période d'examen na période de révision de voan'ny crampe lava?Normal ve zany?Dia misy fanafody hiarovana amin'io ve?
novalian'i dasy ny 19/02/2004 09:01
2. ikaretsaka ( 07/02/2004 13:25)
ka tena tendue hatrany @ hozatrao kosa ngamba rehefa mianatra ko
3. isrine ( 17/02/2004 13:33)
za na tsy mianatra tsony aza de voan'ny crampe lava, tsy haiko zay antony?
4. kally ( 17/02/2004 13:59)
Raha matetika loatra ohatry ny an'Isrine angamba ni fikorianan'ny rà no misy tsy mety tsara?!
5. xxx ( 17/02/2004 15:37)
Fikainkonan'ny hozatra no mahatonga ny crampe. Havizanana no tena mahatonga azy io. Tsy fahampian'ny calcium miasa ao amin'ny faritr'ilay hozatra.
Raha crampe amin'ny rantsan-tongotra dia atoseho mafy be amin'ny rantsanao ny rindrina dia ho afaka aingana izy. raha hozatra hafa dia ahetsiketsika sy volavolaina.

6. dasy ( 19/02/2004 09:01)
-misotroa rano betsaka 1,500 l isan'andro,
-aza fady :" pendant les crampes, masser les muscles opposés ( antagoniste ) aux muscles douloureux et lever le pied du lit pour favoriser le retour veineux"
-mihina miel @ zay fomba tinao
- magnéB6
- ologo-élément potassium ( tsy calcium akory fa potassium no tsy ampy
aza omena tsiny aho raha mapiasa teny gasy sy vazaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2563