mitady âme soeur

1. xxx ( 05/02/2004 18:20)
dia araka io lohateny io e :ny ol tadiaviko?
lhl matotra, miasa, 1 enfant (de préference lahy), convertit, divorcé, omeo ny pseu dia any mifanome mail merci

novalian'i sara ny 22/03/2004 17:09
2. xxx ( 05/02/2004 19:48)
Za lehilahy sy araka ilay voalazanao ireo fa homeo aloha ny Pse anao dia ho hita eo izay ho tohiny.
3. tahiana ( 05/02/2004 11:45)
converti??
4. xxx ( 05/02/2004 16:36)
raha mitady ka te-hahita dia aza miafina, ok!
5. fijo ( 05/02/2004 19:40)
marina izany.tsy fangalapiery akory ilay atao.
6. xxx ( 06/02/2004 10:43)
ka iza ary e!
7. sara ( 06/02/2004 10:45)
hay ve e! ary aza mora misendaotra ry Fijo a Sara no pseu ko dia any @ namana manoratra e
8. fijo ( 11/02/2004 20:58)
ok ary e
9. 123 ( 12/02/2004 10:38)
sara a! mbo andefaso ko za e! 123 le pseudo ko
10. fijo ( 13/02/2004 09:39)
sao tsy mamaly ary ianao ko.
11. sara ( 13/02/2004 16:52)
Salut daholo, mamaly aho ry Fijo a! izay manoratra ho ahy tsy maintsy valiako e!
12. vindy ( 28/02/2004 19:03)
efa nahita ve i sara sa tsy mbola?
13. six ( 02/03/2004 11:55)
raha mbola tsy nahita d zay koa partant!
14. fijo ( 03/03/2004 10:00)
manorata any ary e.
15. sara ( 22/03/2004 17:09)
salut daholo,
efa nahita fa misaotra e!! tsy maintsy hano vavolombelona ihany angamba atsy ho atsy dia bonne chance ho an'izay mbola mila namana e!!!
kisss daholo ianareo e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1087