You are here: home > Forum

FETY BE

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : FETY BE
Valiny : 5
xxx - 04/02/2004 13:55
Ny ahy izao no mba eritreritro hoe:fety fa somary maharitra ohatrany hoe:3 andro ohatra dia ny toerana mety hoe Matasoa? ka ny tena tsara dia mba manao feu de camp manao grillad polet maskit sns..milalao,izay misotro misotro izay mifoka mifoka fa kosa mba samy mahalala ny antonony fotsiny.na rehefa tsy misy trano dia manofa auto iray na roa arakaraky ny namana ho tonga dia fety be mandramparaina ny andro e!
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 06/02/2004 21:13
azo dinihana amin'ny vakansy
Valio | Miverina eny ambony
mahaizamifidy - 06/02/2004 12:05
Dia rahoviana anefa ilay vacance?
Paque ve poinsss dia tonga dia tohizana any ihany ny revy ho an izay afaka?(ny alina io)
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 06/02/2004 17:18
izay any an tanana moa dia efa tsara io.
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 07/02/2004 11:26
iza no spons?
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 07/02/2004 10:22
Tsy izay mandeha any ve no spons?
Valio | Miverina eny ambony