You are here: home > Forum

Tafaverina i ratsiraka

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : Tafaverina i ratsiraka
Valiny : 13
hery - 04/02/2004 20:42
Tafaverina sahady i ratsiraka dia eto amin'ny namana no seranantsambo voalohany nikasihany an'i Madagasikara.
Izany hoe ny site namana no hitany voalohany tamin'izao fiverenany izao.

Vao tonga anefa izy dia efa hita sahady ilay fombany taloha miditra amin'ny ssehatra rehetra... manana solution ho an'ny zavatra rehetra...

Ho hita eo ny tohiny.
Valio | Miverina eny ambony
2689 - 04/02/2004 21:27
Quelqu' un dira certainement :
"Je suis le problème de ce site web"

Dia azo inoana fa hisy hamaly atsy ho atsy :
"Izaho no olan' ity sehatra oaiba ity".

Carry on ing, and the world will with you.
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 04/02/2004 11:06
Dia avy eo rehefa tenenina hoe tsy mety ny ataonao dia hamaly hoe

"Tsy hiala aho ho'a..."
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 04/02/2004 13:23
Sao dia mba hanahirana zao zavatra ataonareo zao? ny anaran´olona no zimbazimbaina.
Valio | Miverina eny ambony
shadow - 04/02/2004 14:47
aza matawatra wa fa minoa fotsiny ihany de tsisy haninn' anareo zany
Valio | Miverina eny ambony
hery - 04/02/2004 16:31
Ato amin'ny hatsikana isika
I Bill Clinton, F. Mitterand (na dé efa maty aza), sy ireo prezidà taloha rehetra toa azo nanaovana hatsikana daholo ihany.
Dé rehefa i ratsiraka ve dé hoe sao dia hanahirana?

En tout cas, hatao ahoana tokoa ary i ratsiraka e? (ilay ratsiraka ato amin'ny namana io)

- Hotenenina izy hoe soloy ny anarana mety hiteny izy hoe fa angaha ratsiraka-reo irery no tena ratsiraka??? be dia be ny ratsiraka
- Raha ohatra indray ka tena i Ratsirakareo io dia ahoana tampoka? surtout raha ohatra hoe efa nahazo namana? Misy ihany mantsy no te ho namana ex-prézidà izany fa tsy afenina. Sôsy io.

Dé tsitako zay hatao kou. Zao marina angamba lé hoe manahirana lé izy.
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 05/02/2004 10:01
samy lehibe sy misaina ny ato;ka samy nahita koa izay vitany tany amin tsika.koa aleo izy hitazona io anarany io,fa tsy olana izany.
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 05/02/2004 17:17
bjr daholo e!

io tonga @ ilay fitenenana hoe : IZAY TIAKO

samy manao izay mahafinaritra azy e! na Ratsiraka iza io, anarana tanimboanjo e! za ato mahita hoe ravalo e etc....

za afaka mitondra mitondra ny anaran'ny n'importe qui fa nefa kosa ao ho mendrika ilay anarana e!

bye


Valio | Miverina eny ambony
mbolatianakely - 05/02/2004 11:40
aleo ho eo io ratsiraka io
zara aza fa tonga
sady tsy hiala eo io raha tsy wé hanaovana grevy be eto ary dia hatsangany indray ny barrazy an
ratsiraka fôpla v mba ho aiza é
ratsy iraka io fa tsy didier
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 06/02/2004 21:32
aleo koa ampianarina azy ato ny demokrasia.tsy hoe rehefa tsy mitovy dia vonoina.toy ny fanaony.
Valio | Miverina eny ambony
aladin - 23/02/2004 17:59
ka tsy vao mainka ve harary ny masony ra mifanerasera eto matetika?hihihi
Valio | Miverina eny ambony
six - 04/03/2004 20:35
mety tsy izy ioo kou, mety marary wazy eo izy raha ho eto foana
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 05/03/2004 12:27
Tonga de sambory !
Valio | Miverina eny ambony
six - 06/03/2004 20:32
atao aona ko zany?
Valio | Miverina eny ambony