MATRIX

1. jhouhlambout ( 03/02/2004 14:19)
Raha ohatra ka marina iny dia ahoana ny iafarantsika?
2. donemaskit ( 03/02/2004 18:37)
tsy haiko fa za tsy mbola nahita an'ilay "Matrix Revolution" lol

Raha marina iny dia efa tapitra hatreo ny amintsika koa !
3. ikaretsaka ( 04/02/2004 11:07)
las amisitrika ao anaty ordinateur aby isika ko... tsy mankany ambondrombe intsony ny ambiroa fa lasa ao anaty processeur
4. ramoul ( 06/04/2004 12:13)
ra marina iny dia zah no rôl
5. donemaskit ( 06/04/2004 13:27)
ramoul=néo zany
6. ikaretsaka ( 06/04/2004 20:18)
tsindromy ny hatony ary
7. donemaskit ( 06/04/2004 23:00)
ary iza Morpheus ?
8. jhouhlambout ( 07/04/2004 10:51)
9. donemaskit ( 07/04/2004 13:48)
hampindramo solomaso ah leisy raJhoul a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2907