Arnold Swarzenegger....

1. jhouhlambout ( 03/02/2004 14:15)
Gouvernator: Vitany tokoa ve ny Hi-gouverner ny Californie?
2. donemaskit ( 03/02/2004 18:36)
Resaka images fotsiny io fa tsy izy akory no tena mamaky loha ao.
3. ikaretsaka ( 04/02/2004 10:56)
toa mihetsika ihany lery ko.. mihoatra noho ilay anay aty TX aloha e
4. imasoandro ( 05/02/2004 11:43)
toy ny an'i Donemastik no hevitro! image de la californie no tiany aseho..
5. ikaretsaka ( 23/02/2004 12:18)
hatramin'izoa aloha dia toa mihetsiak ihany lery e.. ny anay iznay anie de tena nandra be mihitsy e.. ohatran'ny tany tsisy fanjakana ve rangaha
6. donemaskit ( 23/02/2004 15:45)
nareo moa any Texas ? gilady loatra dia tsy harany intsony e!
7. ikaretsaka ( 24/02/2004 20:41)
ka tsy Arnold ny Governeranay ko
8. donemaskit ( 24/02/2004 12:00)
rahalahin'ilay bé sofina iny !
9. jhouhlambout ( 27/02/2004 17:52)
Ikaretsaka: Fa iza ny governeranareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6299