TOM et JERRY

1. jhouhlambout ( 03/02/2004 14:12)
Sarimihetsika = Dessin animé = Tom sy Jerry io ka'h.
2. donemaskit ( 03/02/2004 18:33)
Sary = images koa ka

Ny anay leisy Olive et Tom no fijery .
3. ikaretsaka ( 04/02/2004 10:54)
ary misy animaniacs moa any?
4. jhouhlambout ( 04/02/2004 20:22)
eny
5. donemaskit ( 07/02/2004 09:38)
nareo koa nga tia an'ireny adala be reny ?!!!!! za dia tapa-tsinahy foana isaky ny mijeryan'reny !
6. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:54)
south park no tena tsssss.
7. donemaskit ( 07/02/2004 11:16)
adala mints reny bandy reny!!!!!
aôna lé Saddam pelaka @ Lucifer ?!! Sy ilay Kenny maty foana isaky ny épisodes !
8. ratsiraka ( 07/02/2004 17:23)
lol
9. donemaskit ( 14/02/2004 10:27)
mahita atao lé amerikana e ! tsy mety lany pasy...
10. six ( 03/03/2004 19:56)
ka elà no te ho variana eok o
11. donemaskit ( 03/03/2004 09:07)
draisy ! tsy taitra raSix a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2259