afaka hamfisiny kokoa ve ilay forum"Antson'ny fo"

1. xxx ( 02/02/2004 09:58)
manahona e,
Samy manana ny hiriny daholo ny olona refa mitsidika an'ity site ity.Ao ny te-hahita-namna,te-hanala azy,te-hahita vadysns...Tsy misy hevitra ve mahaefficace kokoa an'resaka ao @ Antson'ny fo,tsy aiko hoe asina condition,mba hato matotra kokoa ohatra.
2. kally ( 04/02/2004 10:52)
Ary raha tsy atao ato anaty forum ary ny antson'ny fo satria matetika ny ato dia adihevitra,antso izany mila valiny fotsiny hoe ho avy aho dia atao toy ny filazàna e!tsy afaka mamaly eo ambany eo izay te-hamaly fa ohatr'ireny filazàna rhetra ireny.Dia mamela adiresy na fomba hahazoana mamaly azy ny mpametraka filazàna dia izay e!
3. hery ( 05/02/2004 16:48)
Manahoana,

Tena efa eo am-pandinihana an'io zà. Fa hatao io.
Misaotra anareo.
4. fijo ( 06/02/2004 16:32)
io voalazan'i kally io no mety kokoa angamba.
5. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:25)
dia atao tsy afaka manao XXXX amin'ny solon'anarana rehefa antson'ny fo dia tsy betsaka ny mpananihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2208