Tantara tsotra.....

1. shadow ( 01/02/2004 18:37)
Tsotra kely ny tantarako, zahay de oll''' tsy de mba nanana......(de toizo @ 'zay)
novalian'i sipagasy ny 18/07/2013 11:12
2. 2689 ( 01/02/2004 10:26)
connexion internet
3. ikaretsaka ( 01/02/2004 12:33)
dia mandeha Cyber
4. donemaskit ( 01/02/2004 13:12)
ny vola nefa tsy ampy
5. hery ( 01/02/2004 13:37)
. Ny hany azo atao ary matetika
6. pitchou ( 02/02/2004 10:07)
d any @ ilay cyber no mifanao fotoana
7. xxx ( 02/02/2004 10:08)
dia mivaro**** eny rehetra eny
8. shadow ( 02/02/2004 10:49)
Rehefa mahatsiaro ho noana aza dia
9. mity ( 03/02/2004 18:21)
De aleo tsy mihinana toy zay tsy minavigue
10. shadow ( 03/02/2004 19:12)
Ny rano mangatsiaka no atao bebe..
11. xxx ( 03/02/2004 10:55)
nefa raha marary kibo @ zany rano mangatsiaka be zany sady ny andro rahateo fahavaratra no misy cyclone elita
12. donemaskit ( 03/02/2004 11:34)
dia mitady raha misy dokotera @ havana
13. jhouhlambout ( 04/02/2004 20:14)
kinanjo
14. ikaretsaka ( 04/02/2004 10:40)
infirmiere no hitany
15. shadow ( 04/02/2004 13:45)
Tsy naharitra ary aho fa de nanontany
16. hery ( 04/02/2004 15:31)
Sao dia manana sakafo ianareo? Efa
17. fijo ( 05/02/2004 09:03)
misy fa izao ny takalony.
18. mity ( 05/02/2004 16:54)
Inona le atao takalony kay?
19. fijo ( 06/02/2004 20:34)
asa kely tsotra ihany.
20. donemaskit ( 06/02/2004 20:53)
Izao ary an, mandehana ianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5598