Fivarotan-tena

41. angie ( 22/03/2004 20:47)
zaza metsy ve no dikan'io zaza fotsy io?
42. angie ( 22/03/2004 20:53)
Ny tena loza dia ilay tourisme sexuelle 12 à 14ans no betsaka. Io dia tena manimba ny toe-tsaina malagasy sy ny lazatsaran'ny firenena. Betsaka ny olona fantatro aty Italie mitantara an'io indrindra tany Nosy be, Diego ary Majungua. Ary ny ankabeazany hono tsy manontany fiarovana akory, ary misy koa ny tsy mila vola fa mila cadeau toy ny akanjo, kiraro...Misy plage nudiste koa hono any. Izaho indray no tera-kovitra maheno azy.
43. ikaretsaka ( 22/03/2004 17:11)
misy tokoa ny plage nudiste any @ faritra avaratra andrefana iny.. ary any kao misy choocolat 1 tablette dia efa mahafaly ilayzazavavy kely 12 sy 14 taona ireny... tokony jerena ihany ny momba io
44. angie ( 23/03/2004 19:11)
ny tena olana dia tsy ampy ny projet any @ireny faritra ireny ho entina hanampiana ny fianakams @ fiainana sy fampianarana ka izany no mahatonga azy ireo manao izany. Misy ihany association manao saingy manahy aho hoe tena izany ve no ataony sa misy zavatra hafa ao ambadika.
45. pitchou ( 23/03/2004 16:23)
asa ianareo any raha efa nisy nahita fa nisy film porno hard hono natao niaraka t@ ankizy kely tany Nosy-Be! vazaha nandalo tany no nitantara an'io taminay! ary fantatry ny ao an-tanana ilay zaza!
46. angie ( 24/03/2004 19:37)
za efa nahita tany Dago fa roa vavy efa lehibe indray no nanao an'ilay izy niaraka t@ frantsay, t@ io plage nudiste io saingy toa tsy amidy ilay film fa toa nataon'ireo souvenir fotsiny.
47. xxx ( 26/03/2004 12:17)
Tsy misy tsy mivarotra ny tenany amin'ny asany eh, Ny taova ampiasaina fotsiny no tsy mitovy.
Raha tsy marina izany inona no amokomokon'ilahy isany mivoaka maraina sy hariva eo foana.
Aza ny alahelo no atao be fa ataovy izay atao dia mba hita eo.
48. angie ( 30/03/2004 20:27)
Aza enti-po be loatra ry se a, marina ny an'ise fa na izany aza asehoy ny anarana raha sahy fa aza manao an'io. Hevitra ange no ampiadina eto fa tsy ny entana no amidy e hahahaaahahaaha
49. ikaretsaka ( 02/04/2004 19:01)
misy mahamarina ny an'i X ihany
50. eritreritra ( 29/04/2004 08:39)
marina fa hoe samy mivarotra ny tenany na @ asa inona izany na @ asa inona, fa kosa misy fetrany ilay izy, fa tsy hoe fivarotantena dia midika hoe "ty za amidiko", xxx io zany raha azoko tsara voakilasy ao anatin'ilay hoe lehilahy mivarotena? Dia asio anarana @ manaraka e, zay tsy manaikitra akory!
51. angie ( 29/04/2004 09:55)
ka ahoana moa no hilazan'i eritreritra hoe lhl mivarontena i xxx mety vhv io ilay xxx mivarotra sa mividy tsy hay intsony. Lazao ny anarana @ sisa fa tsy mahafaty e.
52. kouala ( 25/06/2004 07:53)
Inona ary no hiadianareo hevitra lalina a min'izany ? Vahaolana fotsiny dia zay mazoto sy tsara sitra-po hampianatra, hanoro lalana sy hanavotra azy ireny dia aoka hanao fa tsy ho be resaka fotsiny. FAHANTRANA no fositra voalohany indrindra mampisy io zavatra io nefa ny fahatrana tsy ho voafongotra ao anatin'ny 1 andro na heritaona. Ka zay milaza fa tsy mankasitraka ny fivarotan'entana (tsy anavahana) dia tairo ny asa fa tsy andron'ny resabe intsony izao. Ho an'ireo zay mankasitraka kosa dia mihevera tena fa efa misy anahiana ihany izany fomba fihevitra izany.
53. pitchou ( 28/06/2004 05:33)
marina izany ry kouala saingy ho an'ny olona sasany aza toa fanalana androny le izy satria fantatra izy hoe manana ko inn ni ataoe? raha ny resaka fahantrana angamba raha mahatahiry izy d miala ho azy @ io rehefa mahazo ny ahafahany mihetsika sa ahoana? ny fanabeazana angamba aloha no hitako azon'ny tsirairay atao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3317