Mitady Ny Tsara

1. xxx ( 30/01/2004 11:10)
Ny manoratra ihany koa tsy ratsy(Lehilahy)fa tsy nety mifanena @ilay tena azokazoko mihitsy aho.
ka Vehivavy Teraka eo anelanelan ireto daty ireto 23.3-21.4 na 23.11-21-12 naa 23.9-21.10,ny akoatran ny Fitiavana dia afaka mahatoky izay sendra ireo daty ireo ka mahatsapa tena fa tsara izy.
akeviyn@yahoo.fr
novalian'i six ny 06/03/2004 12:12
2. xxx ( 31/01/2004 10:01)
miankina amin'ny signe astrologique nga le daty reo?
3. mozart ( 31/01/2004 14:29)
zany hoe ianao zany miankina be @ signe de zodiak an!
4. fijo ( 03/02/2004 09:35)
tandremo fa mamitaka ny signe indraindray an.
5. jhouhlambout ( 03/02/2004 14:30)
Eny
6. ari.malala ( 10/02/2004 10:57)
in no atao hoe tsara? tsara ara in? tarehy sa toetra?
7. xxx ( 10/02/2004 12:54)
Fa in no tsara aminao tarehy sa toetra?
8. tambatra ( 10/02/2004 13:09)
xxxTsia Miankina amin ny signe fa mitovitovy.
9. xxx ( 10/02/2004 13:16)
Tambatra??
10. xxx ( 11/02/2004 16:21)
tsy fitiavana zany conditionnel b zany
11. xxx ( 11/02/2004 18:09)
Ka ny FOko no mitady an ireo.
12. six ( 02/03/2004 12:02)
ka raha tsara toetra fa ratsy bika?
13. fijo ( 03/03/2004 10:02)
na tsaratarehy ambaravarankely.
14. kitjo ( 04/03/2004 16:42)
ttsssss
15. six ( 06/03/2004 12:12)
d atao ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8016