fantaro ny ENS/EPS

1. mozart ( 25/01/2004 20:31)
Mpianatra eny @ ENS/EPS za de zay mila fanazavana momba io de omeka malalaka tsara! ivon-toerana mampiofana ny tanora ho mpampianatra @ alalan'ny sport,de atao ao daholo ny 90%sport eto Madà
novalian'i doola ny 06/02/2012 10:30
2. donemaskit ( 25/01/2004 10:44)
Formation-na profs de gym, arbitres sns zany ve ilay izy ?
3. ikaretsaka ( 25/01/2004 12:43)
sa entraineur sa ?
4. ralay ( 25/01/2004 16:09)
Faly mahafantatra an'i mozart zany ny tenako.Mahafinaritra tokoa ny hevitrao tia hampafantatra ny EPS/ ENS . Izaho dia mpianatra teny moa taloha izy mbola ENIII EPS t@ zany andro izany. Efa ela moa no nahavitako ny fianarako teny ka ka raha misy vaovao azonao omena momba ny ENS/EPS dia manorata @ webmaster na azonao koa ny manoratra mivantana amiko fa avoakako eto izany fa mety hahaliana ny namana aty an-tany lavitra. Mamerina ny fisaorana anao ny tenako.
Ralay
5. ralay ( 25/01/2004 16:20)
Ikaretsaka, donemaskit
Ny ENS/EPS dia Ecole Nationale Superieure d'Education Physique et Sportive. Fianarana ho mpampianatra EPS izy io. Rehefa mivoaka ao ianao dia mampianatra any @ Lycée. Professeur d'Education Physique et Sportive fa tsy fianarana arbitre na entraineur akory.Nefa rehefa mivoaka ao kosa ianao dia mba mahalala ny reglement-ny discipline rehetra izay hianaranao ao kosa ka afaka manao arbitre ihany koa fa tsy d'office anefa izany. Raha te ho tonga arbitre officiel kosa ianao dia mila manaraka stage manokana @ taranja iray, torak'izany koa raha te ho tonga entraineur. Tsy ho voatery ho mpianatra ao anefa ianao vao ho tonga an'ireo nefa ilaina ihany koa ny hahaizanao tsara izay taranja tianao hanaovana arbitre na entraineur.

6. donemaskit ( 25/01/2004 16:52)
hay...
7. ikaretsaka ( 25/01/2004 17:02)
zay ve nahalala... tsara ho fantatra
8. fijo ( 28/01/2004 10:20)
ralay sy mozart>taloha ny fifaninanana ihiditra teny dia feno hosoka.hoatra,maro ni ankizy tany majunga no tsy mahay milomano akory,nefa dia tafiditra tao.ny lomano anefa dia taranja manilika(éliminatoire),ka izao ve mbola toa izany sa mba efa niova?promotion année firy ralay?
9. ikaretsaka ( 28/01/2004 14:59)
fa tsy maintsy mahay milomano mahay baseball mahay foot mahay basket. athletisme , volley sns izany aloha vao mahazo manao?
10. mozart ( 28/01/2004 16:14)
@zao de tsy maintsy mahay:sport-co 1 +individuel1+natation +athletisme
ny ankizy eny zao ao @ekipa nasionaly @ taranja rehetra ny ankamaroany,oh:rugby3,karate2,tkdo2,foot2.......
de tsy voatery hoe prof d'eps fa afaka manao dirigeant sportif(club...)na koa athlète(pratikant)
raha misy mila fanazavana fanampiny dia ty ny mail'ko:
rijakely0072000@yahoo.fr
11. fijo ( 29/01/2004 10:02)
tsy voavaly ny fanontaniana azafady e
12. mozart ( 29/01/2004 13:12)
efa tsy misy izany kolikoly zany ao @EPS ka mahazo matoky nareo fa vonona handray ze te hiditra ny any @ taona manaraka e!!raha toa ka mahafeno ny fepetra an!misy oihany aloha ny hoe tsy mahay milomano nefa afaka......antony :mety ao @ekipa nasionaly basket oh'le olona nefa ny école mila basketteur dia raisina izy ary efa ao vao mandalina na koa mianatra e!!!mahafinaritra ny eny fa mamporisika antsika tanora bacchelier fa azo antoka ny avenir tsika raha toa ka mianatra tsara isika!!!!!!!tsarovy koa fa efa niforona eny anie ny STAPS @ taompianarana manaraka e!!de mazotoa fa vonona za ny hanome ny antsipiriany @ mombamomba ny ENS/EPS e!!!
13. ralay ( 29/01/2004 15:25)
fijo
Tsy haiko indray ny momban'izany osoka lazain'ise izany fa t@ andronay aloha dia tsy nahalala olona teny ny tenanay fa nanao concours ohatran'ireny concours rehetra ireny dia afaka.Io i mozart fa efa mamaly an'ise fa toa nisy fiovana bdb izany ny ENS/EPS. efa t@ taona 85 zah no teny ry fijo
14. fijo ( 30/01/2004 20:50)
ralay>misaotra e,dia misaotra an'i mozart koa.
mahafantatra an'i ravence avy any majunga izany ralay?toa promo tany ho any koa i lery.
tsy milaza aho hoe nanao izany ianareo,fa zavatra hitako ireo.
izao no tena fandehany tamin'izany:
tany majunga dia tsy mbola nisokatra(na maty no marina)ny piscine,dia teny amin'ny village no natao ny fanadinana milomano.misy prof avy ao majunga ihany no nanao ni fanadinana.dia ny mpanao baolina ao amin'ny ekipandry zalahy ihany koa no maro manao kandida.nefa dia tsy misy mahavita 3m akory ireo raha lomano.namako daholo moa ny prof de gym tao mahajanga tao,dia izaho no manao ny an'ny sasany.ka izay no hanontaniako hoe,mbola misy ve izany.fa ratsy ilay izy.
15. mozart ( 30/01/2004 10:33)
efa taloha be zany ra'fijo a!!!zao ny lomano aza efa 50m de ze tsy mahay tonga de raisina @ perche e...nefa raha vao raisina @iny de @ herintaona ndray manarina e!!!zany hoe misy foana ny saonjo 1 lohasaha an!!!
16. fijo ( 03/02/2004 10:17)
eny e,raha hoe misy ilana azy hoatra hoe mpanao baolina,tsy dia maninona,fa raha lasa fomba fanao no tsy mety.
17. ikaretsaka ( 07/02/2004 11:57)
ny tsy azoko dia ohatra hoe tsy hikatsaka ny resaka lomano mihitsy ohatra ianao di amila mi passe ilay filomanosana ve? ohatra hoe lany prof de Gym any @ tany tsy misy piscine sy rano ohatra
18. mozart ( 10/02/2004 17:02)
UN BON PROFESSEUR D'EPS doit être capable de tout.zany hoe sady mahay théorie no pratique
ka tsy maintsy mba mahita kely zany @ notion marobe e!
19. fijo ( 11/02/2004 11:26)
marina izany.mba tokony hisy lazaina foana amin'ny sport rehetra.
20. sandra11 ( 13/03/2004 13:46)
mba mitady ny promotion ENEPS 1982
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2869