témoignage

41. methode ( 19/07/2004 01:04)
:idea: Marina mihitsy ny an'i hery io fa mila manaraka ny resaka rehetra aloha!! Tandremo fa betsaka ny surprises!! Na ny endrika na ny toetra na ny feo dia mety ho ilay virtuel no ao antsainao!! Rehefa tena mihaona anefa dia tena mety tsy misy ifandraisany amin'ny hitanao tato akory ilay olona!! Tsy mitovy mantsy ny miresaka mivantana sy ny tsy mifankahita tava! Na dia ny sarokenatra ohatra ahy aza eto sahy milaza izay sarotra lazaina indrindra!!
42. yonikafopl ( 23/07/2004 17:36)
ka le hoe hitety ny forum sy ny resaka ifanaovana indray ange dia toa hanahirana ihany e! misy ny sasany ato @ forum izy no be vava sy be resaka fa en realite anefa tena olona jomoka be tsy miteny dia ahoana zany???????
jereo fotsiny ange lema sy pitchou e! ao @ forum lema tena olona mpiodina sy mpampirafy fa en realite manaja tsara an'i pitchou hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi sa ahoana akia ry pitchou :lol:
faly be zao lema any hi hi hi hi
43. nikopol ( 23/07/2004 20:08)
Marina mihintsy ny an'i yonika, za aloha dia anisan'ireo saro-ketrana be mihintsy e.
44. kitjo ( 24/07/2004 11:16)
hahahhahah
45. methode ( 24/07/2004 11:42)
Izay mihitsy ilay ilaina ny mihaona rehefa tena manomboka matotra ny resaka ko!! Ny sarokenatra amin'ny hafa ange mety tsy ho sarokenatra amin'ny olona tiany e!! Na koa mety mifanohitra amin'izany!!
Ramaso ato izao lasa nahazo maitresse nefa asa ramaso io na sahy hijery an'i mumu akory rehefa mifankahita!! Hihihihi! Izay ilay hoe matahotra ny masony ka te-hividy ny lohany!! Hihihi!!
46. ikaretsaka ( 25/07/2004 07:48)
ney hifamadika @ izay no ahiako ry methode mety i mumu no matahotra ny masoben-dramaso
47. sipagasy ( 25/07/2004 19:40)
Fa aiza kosa no hisy olona hatahotra olona é! hihihi rehefa tena eo anie ka afaka ho azy ilay henatra é!, izany ry nikopol ann :lol:
48. hery ( 26/07/2004 00:16)
Fa indraindray aho manontany tena hoe tena atokisan'ny sipa ve ny resaka virtuel?
49. kitjo ( 26/07/2004 00:32)
Ny resaka virtuel angamba, amiko, natao ho "lien" ho @ ilay "reel", fa tsy hijanona virtuel eo foana akory.
Satria ny fitaovana sy ny fomba nifankafantarana samihafa dia tsy maintsy miditra @ ilay virtuel aloha fa aveo mandeha ho azy ihany.

Tsy misy maha-samihafa azy @ilay fomba malagasy taloha hoe ny RAR miampiresaka manambotra ny ankizy d ampifampifantarina aveo asaina mifanoratra. Efa ela ange np nisy anzany e. Toy ireo ankizy mamita fianarana andafy taloha ka natahoran' ny RAR tsy hahazo vady refa miverina fa efa lehibe...na koa tiany hahazo tsaratsara kokoa dia itadiavany...
Ny fitaovana fts no nihatsara.

Taloha aza ny RAR no mifidy ary mbola miroso virtuel aveo...fa izao mba efa zareo mitsy no mifanaraka.

Fa misy kosa aloha olona hainao oe manana sipa any @ misy azy any, mpanadala sipa ato @ namana ohatra, iarahany virtuel aby ny ol. Raha ireny ndray kosa aloha d midi-kizo le sipa e. K zay no mahatonga ilay hoe : Manaiky hiaraka virtuel fa vao mahita reel d lasa satria toy ny samy mba nanala azy fts izy angamba d miakatra amzay ny soratra aveo!
50. olly ( 27/07/2004 17:44)
le hoe iarahana virtuel aby ny oll ngb ry kitjo , samy mba mahafantatra ny fomba fitondrany ny tenany aby angamba @ fifandraisana amin'ny olona ato a ! afaka atao anie ny manasivana hafatra , na mamantatra olona madio firesaka aminao e , tsy mamaly sns , tsy ferana izany fa ianao fotsiny no mahafantatra ny tenanao (indd indd :!: :) ),sy ny hoe hatraiza no hifankazahoako amin'ity olona ity na tsia !
51. wawawa ( 27/07/2004 18:22)
Ka tous les moyens sont bons pour trouver l\\\'ame soeur sa awona?
52. olly ( 28/07/2004 06:20)
eny , angamba ! fa ny fifanadalana araka ny nolazain\'ny sasany ato no tsy dia mitombona loatra :) ...du moins raha ny teto hatramin\'izao aloha :wink:
53. olly ( 28/07/2004 06:23)
eny , angamba ! fa ny fifanadalana araka ny nolazain\'ny sasany ato no tsy dia mitombona loatra :) ...du moins raha ny teto hatramin\'izao aloha :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0391