témoignage

21. ravatorano ( 26/03/2004 18:55)
za tsy hahazaka ato ary tsy ho zakan ny ato koa :D
marina mantsy ny voalazan i hendry ery anabo ary fa ny virtuel amiko dia aleo mijanona ho virtuel ihany fa raha vao mifanome fotoana izany de mitapó eo defa serasera tena reelle zany
vive le virtuel
22. kitjo ( 26/03/2004 09:54)
mbola ts ynahita enao d zany,
23. ikaretsaka ( 27/03/2004 19:31)
ravatondranoa.. laosan'ny techno eo ianao..
24. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:04)
ohatran'ny toetrandro rehetra ny fiovan'io e
25. ikaretsaka ( 02/04/2004 20:37)
ramaso koa tato?
26. hery ( 02/04/2004 21:55)
Ny mahazaka mora ihany fa ny zakany koa no tena olana kou...

Sambo aza zakan'ny rano... euh ravatorano ihany no tsy zakan'ny rano :)
27. ikaretsaka ( 02/04/2004 23:15)
ko vato alatsaka ko.. :) mananihany aho fa aza tezitra an
28. ikaretsaka ( 06/04/2004 04:19)
zay de nanjonitra lery
29. bido ( 02/05/2004 09:57)
misy tsy matotra le izy kle ! de mametraka fa maninona raha miteny fotsiny hoe : tsy izy zà de zay
30. yonikafopl ( 02/05/2004 19:31)
raha ate hahazaka na te ho zaka dia tsy misy afa-tsy ny filazana ny marina momba anao ihany e!
31. ikaretsaka ( 02/05/2004 21:43)
ka arakarak'ilay olona io.. itony dia fitaovana fotsiny tsy misy hafa amin'ny arabean'Analakely sy ny tokotanin-tsekoly sy izay toerana rehetra mety heritreretinareo hanaovana serasera hikotiana sipa.. ataoko fa ny fanaovan'ny 1 serioux sy ny filazana ny marian ary indrindra ny fifampitokisana dia mandeha milamina ny eto.. tadidiko fa misy koa ny webcam sy ny vocal isankarazany .. rehefa manalasala diuia ampiasao ireny dia fataro koako ny toetrany sy ny poziny raha te hiroso lalindalina kokoa
32. hendry ( 03/05/2004 18:29)
Sarotra kosa aloha ny hino fa marina daholo zay voalaza rehetra raha mijanona ho virtuel foana e, na dia misy aza ny webcam sy ny vocal lazain´ikaretsaka. Betsaka anie ny mahay mampiresaka e! raha te hiroso lalindalina dia tsisy ohatran´ny mihaona mivantana ihany.
33. methode ( 08/05/2004 00:27)
Betsaka aloha ny sérieux eto amin'ny serasera eto e! Fa arakaraka ny olona miresaka ihany io! Rehefa hitan'ny olona hoe sérieux ianao no miresaka dia sérieux koa izy! Fa za aloha sady mbola tsy nahazaka no tsy zakan'ny olona e!! Na izany na tsy izany tsy ampy ahafantarana ny momba ny olona ny eto! Mety fifandraisana voalohany fotsiny angamba ny eto e!!
34. xxx ( 11/06/2004 18:02)
Anisan'ny tena tsy mba tapaka t@ tony virtuel tony izahay taloha, nony nifankahita teto nefa d nifindra monina mihitsy ny andaniny ary efa ho avy tsy ho ela ny vahiny satria afaka volana vitsivitsy raha sitrapon'Andriamanitra. Ohatra ny tsara kokoa aza nilay hoe teto no nifankahafantatra fa tsy mba hoe tany @ boite na fiangonana na soirée. Eny fa na d isaky ny soirée aza izahay no nifankahita ara-vitoaly teto.
Efa volazanareo tetsy ambony ihany moa hoe refa sérieux ny iray d lasa sérieux ny resaka.
Tsy afaka milaza aho nefa hoe nahazaka fa nahita sy tojo azy no azoko hambara.
Mazotoa ho an'izay mbola mitady
35. methode ( 11/06/2004 23:30)
Dia arahabaina izany xxxx!
36. lanto ( 15/06/2004 12:38)
Arahabaina tokoa izany i xxx Fankaherezana ho an'ireo mbola mitady ireo !
37. hery ( 15/06/2004 18:26)
Misy mahazaka ara-dalana tsara kah. Ho ahy tsy any mihitsy no olana matetika fa ilay aorian'iny zaka sy mahazaka iny.
Rehefa eto @ serasera dia mifampitory fitiavana amin'ny fomba isankarazany dia lasa mifankatia tokoa na dia mbola tsy tena nihaona mivantana aza. Rehefa mihaona avy eo zany dia efa ilay sentiment virtuel no entina mihaona. Tsy hita intsony ny défaut na ny probleme mety hitranga rehefa tena miaraka réellement. Aty aoriana vao samy tonga saina hoe tena tsy mety mihitsy.

Ny sosokevitro dia hoe fandaminana programa sy fitadiavana informations momba ilay olona no atao eto amin'ny namana (jerena daholo ny messages-ny ato @ forum, jerena raha sendra mi-chat any dia any koa no hitazamana hoe ahoana ny personalité-ny, anontanintaniana sao dia mba misy namany :) ) Rehefa azo daholo ny information dia mangataka fihaonana amim-pomba mihaja, mbola tsisy fitiavana mihitsy aloha, dia rehefa mihaona amin'izay vao mifankahafantatra be be kokoa.
Fa tsy hoe 3e messages dia tonga di zétém :)
ok ok... sô dé zà indray no ifoterany eto hihihi.
38. lanto ( 16/06/2004 16:17)
izany toro-hevitry ny efa pro lol
39. unik ( 16/06/2004 19:59)
hery> fa am faha 4 zany vao zétém??? lol!
40. andrygti ( 16/06/2004 20:14)
HIHIHI !
misaotra an'i Hery nanoro demarches zahay alou de tsy mbola nahazaka eh aleo andramana hoe ny tenin'i zokibe hihihi ...fa enfin ! mety tena handany andro be de be an !! hitety by serasera manontolo ...hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1078