témoignage

1. jessicac ( 24/01/2004 14:40)
mba firy aminareo kay no efa nahazaka t@ itony zavatra itony???? dia mba tantarao aminay ny aventure ,ataonareo e!!!! ny rencontre, iza no nantona voalohany, ahoana ny taty aoriana, tsy diso fanantenana ve (ratsy tarehy ilay olona ohatra na ratsy toetra).....Zay e! tantarao fa liana izahay!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
novalian'i olly ny 28/07/2004 06:23
2. xxx ( 25/01/2004 14:20)
za nahazo fa aona ?? dia inona ny tadiavin'i Jessicaa ho fantatra e,enao koa angah efa nahazo teto?????
3. isrine ( 25/01/2004 10:43)
Inona no tinao tenenina @ le we : "nahazaka t@ itony zavatra itony "? De avy eo za mamaly.
4. ikaretsaka ( 25/01/2004 16:51)
nahazaka sipa t@ internet izany re ry isrine a
5. xxx ( 25/01/2004 17:37)
za koa nazaka
6. babyfface ( 26/01/2004 19:25)
mmh!
enao an!
sarotra be satria misy fôpla na mananihany fotsiny mody manao sipa nefa kôfa na misy serieux fa tsy sahy noho izany rehetra zany
7. jhouhlambout ( 26/01/2004 14:33)
Toa misy ihany raha nodinihiko lalina ny forum tao @ Antson'ny Fo
8. miara ( 27/01/2004 20:49)
ka na efa lazaina hoe mba sérieux ry ao @ antson'ny fo,otran'ny mivazy ihany ny fahitako ny resakin'ny sasany.1/1000 ry jessica ny mahazaka zavatra @ tony
9. bice ( 27/01/2004 09:10)
za efa zaka fa tsy nahazaka
10. rvcri ( 27/01/2004 10:15)
Ka le izy anie ry jessicac harakaraky ny fifandraisana sy ny heritreritry ny tsirairay ihany io e!
11. kally ( 27/01/2004 12:46)
Io ve rehefa samy matotra izy lasa foana e!minamanamana eny dia mifanoratsoratra eny dia miresaka izy zavatra mba tian-dry zareo avy dia mifandefandefa sary dia angamba miafara @ fifanaovam-potoana.Ohatry ny olona rehetra mandeha taxi brousse ihany io na mandeha miantsena,misy mahazaka any anaty taxi brousse ,misy mahazaka any an-tsena.
12. ikaretsaka ( 27/01/2004 19:21)
mety foana io aloha raha efa izay ny anjarany e
13. jhouhlambout ( 30/01/2004 12:54)
Jerevo fotsiny i XXX dia convaincu isika rehetra
14. six ( 21/02/2004 18:58)
ie, raha izay no lalana mety ho possible ihany, zay aloha vao manandrana e!
15. hendry ( 21/02/2004 16:26)
Ohatran´ny mahasadaikatra be ny hiteny hoe zaka teto, hihihi.
Mba nifanoratra t@ ilay zalahy zay dia nifanao fotoana, dia mihaona matetitetika farany nihitatra ny tantara. Dia niaraka, saingy nanabe problème. Zay namaky ilay thème any @ forum fitiavana dia mahita ny vokany @ zao satria dia efa tsy tokana ny tena no hitan´ny mpiserasera teto, tsy nahatam-bava koa fa be tantara t@ ilay meilleur ami koa farany nanaovany chantage.
Ahitan-javatra ry reto ity internet internet ity a, marina e. Tsy nieritreritra zay hiodina hatr@ zay raha tsy nifanena t@ ilay mpiserasera iray teto koa. Fa na zany na tsy zany manja ny fiarahana ary lasa tsy virtuel ilay virtuel taloha, vive le serasera!
16. fijo ( 27/02/2004 09:24)
hay ve tato ilay akaman'i hendry e.izaho tsy mety mahazo ato kle.tsy mahay mikoty mantsy e.
17. six ( 03/03/2004 20:03)
ra fijo zay mety tonga d mitrerona kou
18. kitjo ( 12/03/2004 14:07)
zay koa aloh ad tato e,
19. ikaretsaka ( 13/03/2004 15:02)
za koa
20. kitjo ( 13/03/2004 10:51)
hihihi,humm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4964